Izao vanim-potoanβny fahavaratra izao no fotoana tsara indrindra ambolena hazo ary anaraha-maso sy ikolokoloana ireo zanakazo novolena teo aloha.
Tsy anavahana fa natao ho antsika rehetra ny zanakazo eny aminβny tanin-janakazo manerana ireo Fitaleavam-paritry ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy, ary maimaim-poana izy ireo.
Misy ny lamina sy fepetra napetraka ahafahana misitraka maimaim-poana ireo zanakazo ireo ary maro ireo karazan-janakazo azontsika isafidianana amin’izany.
Araho tsara ny torolalana omen’ny teknisianina mahakasika ny fambolen-kazo hampahomby ny ezaka izay ataontsika.
Mirongatra izay tsy izy ny trangana dorotanety ato anatin`ny distrikan`i Mandritsara. Manoloana tranga io dia tsy arenesam-peo ny tompon`andraikitra hoy…
π Natsangana eto amin’ny Faritra ary nampahafantarina androany teto amin’ny Lapan’ny Faritra ny fehezan-dalΓ na handrafetana ny Observatoire de l’Eau ,…