Fambolen-kazo teto Camp Robin

477 0
๐Ÿ“Œ Nanatanteraka n’y Fambolen-kazo ny vahoaka ny Camp Robin tsy fidy tsy avahana anio Alakamisy 01 fรฉvrier 2024 tao Andamaka. Isaorana ianareo mpitandro Filaminana, ny mpiasan’ny fahasalamana, ny ao am fampianarana, ny skoto, ny fikambanam-behivavy, ny soa miraidia sy ireo mpianatra amnin’ny fiaraha mientana.
Soa nahatontosa ny adidy aby.
 
๐Ÿ“Œ Samy hotahin’Andriamanitra aby Dia hotratran’ny 08 mars aby koa isika ampela.
 
๐Ÿ†” Nangonin’i Ando RAFAHATELO

Related Post

๐Œ๐š๐ง๐๐ซ๐ข๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š – ๐•๐จ๐ฏ๐จ-๐›๐จ๐ฅ๐š๐ฆ๐ž๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ญ๐ž๐ง๐š ๐ข๐ณ๐ฒ ๐ง๐ž๐ง๐ญ๐ข๐ง๐š ๐ง๐ข๐ฌ๐จ๐ฅ๐จ๐ค๐ฒ ๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐š

Posted by - mars 11, 2024 0
๐Œ๐š๐ง๐๐ซ๐ข๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š – ๐•๐จ๐ฏ๐จ-๐›๐จ๐ฅ๐š๐ฆ๐ž๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ญ๐ž๐ง๐š ๐ข๐ณ๐ฒ ๐ง๐ž๐ง๐ญ๐ข๐ง๐š ๐ง๐ข๐ฌ๐จ๐ฅ๐จ๐ค๐ฒ ๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐š (Tra-tehaky ny polisy lehilahy iray ity noho ny fanomezam-baovao ara-potoana) Rangahy…