OBSERVATOIRE DE L’ EAU HAUTE MATSIATRA AMBONY. (OREHM)

391 0

πŸ“Œ Natsangana eto amin’ny Faritra ary nampahafantarina androany teto amin’ny Lapan’ny Faritra ny fehezan-dalΓ na handrafetana ny Observatoire de l’Eau , RΓ©gion Haute Matsiatra (OREHM); handraisan’ireo mpisehatra marolafy anjara, ahitana ny avy eo anivon’ny Faritra, ny fiaraha-monim-pirenena,ireo ONG, Tetik’asa/Fandaharan’asa maro misehatra amin’ny rano,sns…

πŸ“Œ Araka ny fantatra dia hivoaka tsy ho ela ny lisitr’ireo mpikambana handrafitra ny Komity. Ny fanehoana ireo voka-pikarohana ara-tsiantifika tao amin’ny Farihy Antarambiby sy ny momba ny tahirin-drano ambanin’ny tany tany amin’ny Distrika Ambohimahasoa moa no isany natao nandritran’ny fampahafantarana ny fijoroany androany.

πŸ†”  Nangonin’i Ando RAFAHATELO

πŸ“· Goverinoran’ny Faritra Mahatsiatra Ambony

Related Post

π…πˆπ‡π€ππ€π‡π€π`𝐍𝐘 π•πˆπ‡/π’πˆπƒπ€ π„π“πŽ πŒπ€ππƒπ‘πˆπ“π’π€π‘π€

Posted by - fΓ©vrier 20, 2024 0
π…πˆπ‡π€ππ€π‡π€π`𝐍𝐘 π•πˆπ‡/π’πˆπƒπ€ π„π“πŽ πŒπ€ππƒπ‘πˆπ“π’π€π‘π€ – 𝐍𝐒𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐭𝐫𝐒𝐀𝐚𝐬𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 π­π¨π¦π›πšπ§πš 𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐞π₯πšπ›πžπ₯𝐚𝐫𝐚𝐧~𝐀𝐞𝐯𝐒𝐭𝐫𝐚 π¦π¨π¦π›πš 𝐧𝐲 𝐚𝐝𝐲 𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧`𝐧𝐲 𝐚𝐫𝐞𝐭𝐒-𝐦𝐒𝐟𝐒𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐒𝐭𝐲  …