๐— ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฏ๐—ผ: ๐—ฎ๐—ฑ๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎh๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ฎ๐—ป’๐—ป๐˜† ๐—น๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ, ๐—ฎ๐—ฑ๐˜† ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ธ๐—ถ๐˜‡๐˜†

163 0

Ao aminโ€™ny distrikanโ€™i Mahabo, faritra Menabe, mbola miatrika fanamby goavana ny mponina aminโ€™ny fahazoana tolotra ara-pahasalamana, indrindra ny fanaovana vaksiny ho anโ€™ny ankizy.

Noho ny lalana ratsy sy ny halaviranโ€™ny tobim-pahasalamana, maro ireo ray aman-dreny no tsy maintsy mandeha ora maro an-tongotra, na aminโ€™ny kalesa, mba hitondra ny zanany hanao vaksiny. Ao aminโ€™ny kaominina ambanivohitra Mandabe , dia mbola hita fa misy ankizy tsy mahazo vaksiny ara-potoana.
Manoloana izany, miezaka hatrany ny mpiasanโ€™ny fahasalamana eny ifotony. Misy ny fanentanana sy ny fanatonana mivantana eny amin’ny fokontany, miaraka aminโ€™ny fanohananโ€™ireo mpiara-miombonโ€™antoka, mba hahazoanโ€™ny ankizy rehetra fiarovana aminโ€™ireo aretina azo sorohina.

Na dia mbola maro aza ny sakana, dia hita ny fiaraha-mientana eo aminโ€™ny mpiasanโ€™ny fahasalamana sy ny mponina.

Saingy ao amin’ny kaominina ambanivohitra Mandabe, ny fanaovana vaksiny dia mbola adyโ€ฆ
Ady aminโ€™ny faharatsian’ny lalana.
Ady aminโ€™ny halavirana eo amin’ny elanelana misy ny tobim-pahasalamana sy ny fokotany.
Fa indrindra, ady ho anโ€™ny ainโ€™ny ankizy.

Related Post

๐’๐š๐ซ๐จ๐›๐ข๐๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ฌ๐š๐ฅ๐š๐ฆ๐š๐ง๐š

Posted by - janvier 9, 2024 0
๐’๐š๐ซ๐จ๐›๐ข๐๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ฌ๐š๐ฅ๐š๐ฆ๐š๐ง๐š…   Manoloana ny fiparitahanโ€™ny aretina maso ao aminโ€™ny Faritra Boeny, dia tonga anio ary hiparitaka aminโ€™ireo tompim-pahasalamana…