Faritra Analanjirofo : Misesy ny loza vokatrin’ny tsy fitandremanan’ny mpampiasa lalana .

75 0

Mpamily kodiarandroa iray nandeha mafy nirafitra tamin’ny fiara teo Ambaton’i Totohely Fenoarivo Antsinanana ny taminy 11 ora latsaka fahefany antoandro , Naratra ny lehilahy ary nalefa namonjy toerampitsaboana ankaiky teo ihany .
Ny Arivany Alakamisy teo Ampasimpotsy dia misy taxi moto nandona olona izay nitsaka ny arabe variana mijery finday ilay tovovavy; naratra ilay mpamily ilay vehivavy voadona tonga dia lasa nandeha .

Ilay ny fitandremana hoan’ny mpamily sy ireo izay mitsaka arabe mba tsy ho variana mijery finday izay mety hampididoza .

Nangonin’ny : Brudo Raseta

Related Post

PORT-BERGE | NANGATAHIN’NY VAHOAKA HIROTSAKA HO DEPIOTE Dr ADOLPHE FIAREMA

Posted by - mars 17, 2024 0
𝐏𝐎𝐑𝐓-𝐁𝐄𝐑𝐆𝐄 | 𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐓𝐀𝐇𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐕𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀 𝐇𝐈𝐑𝐎𝐓𝐒𝐀𝐊𝐀 𝐇𝐎 𝐃𝐄𝐏𝐈𝐎𝐓𝐄 𝐃𝐫 𝐀𝐃𝐎𝐋𝐏𝐇𝐄 𝐅𝐈𝐀𝐑𝐄𝐌𝐀 𝐓𝐄𝐎 𝐀𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐎𝐕𝐀𝐍𝐀 𝐓𝐀𝐓𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐀𝐇𝐀 𝐁𝐄𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐙𝐘. Manana zo…