VONONA HIFANOME TANANA AMIN`NY MINISITRY NY FANAJARIANA NY TANY SY NY RAHARAHAN-TANY IREO BEN`NY TANANA AVY AMIN`NY FARITRA SOFIA

249 0

VONONA HIFANOME TANANA AMIN`NY MINISITRY NY FANAJARIANA NY TANY SY NY RAHARAHAN-TANY IREO BEN`NY TANANA AVY AMIN`NY FARITRA SOFIA
(๐‘ต๐’Š๐’‰๐’‚๐’๐’๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’๐’๐’Œ๐’‚๐’๐’‚ ๐’•๐’‚๐’Ž๐’Š๐’`๐’๐’š ๐‘ด๐’Š๐’๐’Š๐’”๐’Š๐’•๐’“๐’š ๐’๐’š ๐‘ญ๐’‚๐’๐’‚๐’‹๐’‚๐’“๐’Š๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐’•๐’‚๐’๐’š ๐’”๐’š ๐’๐’š ๐’“๐’‚๐’‰๐’‚๐’“๐’‚๐’-๐’•๐’‚๐’๐’š ๐’Š๐’›๐’š ๐’Š๐’“๐’†๐’)

Naneho fahavononana sady hifanome tanana amin’ny andraikitra manandrify ny ben`ny tanana ato Sofia sy ny Minisiteran`ny faajariana ny tany sy raharahan-tany. Noraisin`ny Minisitry ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany, ny Jeneraly Lylyson Renรฉ De Rolland Urbain tao amin’ny birao fiasany, Anosy Antananarivo, ireo Ben’ny tanana rehetra avy amin’ny faritra Sofia izay namonjy ny fihaonam-ben’izy ireo ny Alakamisy faha 13 Novembra 2025 tolakandro.

Vahana avokoa ny olana izay azo vahana rehetra mahakasika ny fananan-tany any amin’ny faritra Sofia ho mariky ny fiaraha-miasa

Nangonin’i Claudio

Related Post