Fiaraha-monina ππππππππ π/π ππππππ | πππ ππππππππππ πππππππ ππ ππππ-πππππ πππππππ-πππ Posted on avril 19, 2025 at 7:43 pm by feonydemokrasia 256 0 Misedra olana tanteraka ny tantsaha mpamboly vary manodidina ny vallΓ© Managnano izay mivelona Amin’ity toha-drano ( Barrage ) MANAMBA-ROA ity ato anatin’ny Kaominina Ambanivohatra Ambila Distrikan’ny Manakara noho ny fahaosany ity foto-drafitrafitrasa ity Izay manondraka velarantany Maro manodidina ny kaominina roa mifanakaiky dia i Marofarihy sy Ambila ,Antony hoy ireo tantsaha sy teknisianina dia tsentsina feno fasika ny vavany lalandrano na ny canal izay manodidina ny 800 metatra eo ho eo ka tsy maharaka ny filΓ n’ny tanimbary intsony ny rano mandeha aminy. Na dia efa Nisy aza ny ezaka nataon’ireo vahoaka hanala io fasika manentsina io tamin’ny alalany asa tanamaro dia tsy nahomby satria efa bΓ© lotra ny tany sy fasika mibahana Noho izany dia nanapakevitra ny tompon’andraikitra ifotony ny avy eo anivon’ny fiadidian’i tanΓ n’ny Ambila Andriamatoa ZAFY ANDRIANAIVO Harivelo izay bΓ©n’ny TanΓ na vaovao ,ka nifanΓ ntona tamin’ny Ambaratongam-pahafana misy aty an-toerana,isany Zany ny avy eo anivon’ny Faritra Fitovinany MΓ©decin gΓ©nΓ©ral RAZAFITSOTRA Lucien Lorel izay nanome ny Engin sy ny avy eo anivon’ny Fitaleavam-paritry ny fambolena sy fiompiana sy ny Entreprise iray tsy Miankina zay manantanteraka asa ao Amin’ity faritra ity nanome tantsoroka hanala ireo fasika mibahana ny rano tsy handeha eo Amin’ny vavany. Fantatra ihany koa nandritra izany fa ny vahoaka mpampiasa ity toha-drano ity no hiantoka ny solika lany mandritra ny asa. Nankasitraka ireo rehetra nanampy fa indrindra ny fitondrapanjakana aty an-toerana sy ireo vahoaka Ary ny avy eo anivon’ny Faritra Fitovinany moa Andriamatoa BΓ©n’ny TanΓ na nandritra fidinana ifotony nijery ny toerana androany, indrindra fa ireo vahoaka izay tsy nihambahamba nanangona ny eo ampelantanana mba ahafahana mampandeha ny Barrage MANAMBA-ROA. Nangonin’i Mamiko Seraphin
Distrikan’Ambatondrazaka | Akon’ny andron’ny 08 MARTSA Posted by feonydemokrasia - mars 8, 2025 0 « π π’ππ¨π―π’ππ§-π£π¨ π¬π² ππ’π³ππ§-π€ππππ§π π‘π¨ ππ§’π§π² π―ππ‘π’π―ππ―π² π¬π² π³πππ¨π―π¨ π―ππ―π² π«ππ‘πππ«πΒ Β» Tsy nahasakana ny rehetra tsy hankalaza tao anatin’ny hafaliana sy…
DRCC MENABE | TONTOSA NY FIFAMINDRAM-PITATANANA Posted by feonydemokrasia - mai 28, 2025 0 Tontosa soamatsara omaly 26 Mai ny fifamindram-pitatanana teo amin’ny talemparitra mpisolo toerana Andriamatoa Lundi Justin sy ny talemparitry ny serasera…
TRANGA FAKANA AN-KERINY ZAZA VARIRA Posted by feonydemokrasia - janvier 22, 2024 0 21 JANOARY 2024: TRANGA FAKANA AN-KERINY ZAZA VARIRA TANY AMIN’NY DISTRIKAN’I TSIROANOMANDIDY π Araka ny fampitam-baovao voaray ato amin’ny Fikambanana…
π π’π€ππ¦πππ§ππ§π πππ πππ | πππ§ππππ§πππ«ππ€π ππ¬π π¬π¨π πππ§π² ππ¦π’π§’π§π² ππππ πππ§ππ¦πππ¨ πππ«π«ππ«π’π Posted by feonydemokrasia - juillet 13, 2024 0 π π’π€ππ¦πππ§ππ§π πππ πππ | πππ§ππππ§πππ«ππ€π ππ¬π π¬π¨π πππ§π² ππ¦π’π§’π§π² ππππ πππ§ππ¦πππ¨ πππ«π«ππ«π’π —- Toamasina: Nahazo tombony ny vahoaka ao Tanambao…
Fokotany Tanamborozano Plle 22/22 | nalana ireo fako manatsetsina ny lakan-drano Posted by feonydemokrasia - janvier 22, 2024 0 Β Β» Ny fanana toe-tsaina tia mandray andraikitra ,dia mamaha olana maro eo anivon’ny fiaraha-monina.Β Β» Hita taratra izany tamin’ny asa…