FANOKAFANA AMINY FOMBA OFFICIAL NY FAMBOLEAN-KAZO ATO AMINY DISTRICT BELO TSIRIBIHY

283 0

πŸ“Œ Notanterahina androany alarobia 07febroary 2024 taminy 8ora maraina teo tokoa moa rolahy gny fanokafana aminy fomba official gny fambolean-kazo ato aminy District Belo Tsiribihy
Izay notarihin’ny Chef District Atoa RAFANOMEZANTSOA Jean Baptiste sy Ben’ny tanΓ na ny Belo Tsiribihy Atoa NOME Richard Karibo ary ireo chef de service rehetra ato aminy District Belo tsiribihy

πŸ“Œ Tsy diso anjara amizany koa moa gny piara miasa ato aminy fiadidiany Commune ary ireo mpianatsy rehetra tsy agnavaha tsy amentegna ato aminy Dstrict Belo Tsiribihy sy sokajinolona rehetra avy aminy service misy azy iaby

πŸ“Œ Marihina moa fa izao fambolean-kazo izao dia niarahana tamin’ireo mpiaramombon’antoka avy ao amin’ny WWF izay tsy mikely sorika tokoa hofiarovana anizany tonotolo ianana izany
Izao no natao moa Dia mba ho rakotra ala indray na ho famaintsona any MADAGASIKARA
ary hotonga aminy Lohahevitra hoe

Β Β» FAMBOLEAN-KAZO MANARINA NY TONTOLO IANANA MAMELONIANAΒ Β»

πŸ“Œ Taoriany zay moa dia nofaranana taminy fialana hetaheta tao amin’ny HOTEL KARIBO

πŸ†”Nangonin’Lay Mahintsy
πŸ“· Maire KARIBO – Commune Tsiribihina

 

Related Post

Toamasina, zaza tsy ampy taona nifanao valifaty

Posted by - novembre 23, 2024 0
π“π«πšπ§π πšπ¦-𝐩𝐒𝐚𝐫𝐚𝐑𝐚𝐦𝐨𝐧𝐒𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐲 ππžπ­πšπ’π§π¨π¦π›π²: 𝐀𝐧𝐀𝐒𝐳𝐲 𝐭𝐬𝐲 𝐚𝐦𝐩𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐒𝐟𝐚𝐧𝐚𝐟𝐒𝐀𝐚 𝐀𝐚 𝟐 𝐧𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐫𝐲 𝐒𝐫𝐚𝐲 𝐦𝐒𝐬𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐭𝐚𝐧𝐲. Samy mbola mpianatra…