08:15: AM jeudi janvier 22, 2026
  • Fandraisana
  • Mana ho anao
  • Izahay ve?
  • Inona ny vaovao?
    • Fiaraha-monina
    • Fanabeazana
    • Fizahan-tany
    • Toekarena
    • Fanatanjahan-tena
    • Mozika
    • Pôlitika
  • Mahaliana anao ve?
    • Mahaliana
    • Sary indray mipika
    • Mozika be
  • Voan-dalana Ifampizarana
  • Fifandraisana
  • Fandraisana
  • Mana ho anao
  • Izahay ve?
  • Mahaliana
  • Sary indray mipika
  • Mozika be
  • Voan-dalana Ifampizarana
  • Fifandraisana

Antaninarenina sy Analakely| Akon’ny Fankalazana ny Noely 2023

Posted by feonydemokrasia - décembre 26, 2023
Tonga maro teny Antaninarenina sy Analakely ary filaharam-be no niditra tao an-tokotanin’ny lampam-panjakana Ambotsirohitra izay…
Read More

ANTALAHA | AMBODIVOANGY COMMUNE RURALE ANTSAHANORO

Posted by feonydemokrasia - décembre 25, 2023
Ny 23 Desambra 2023 lasa teo no notakana tamim-pomba ofisialyny tranonm-panjakana eto amin’ny Fokontany Ambodivoahangy,…
Read More

POLISIM-PIRENENA SOAVINANDRIANA ITASY: NAHAZO MOTOCROSS MIISA 4 HANAMORANA NY ASA

Posted by feonydemokrasia - décembre 24, 2023
POLISIM-PIRENENA SOAVINANDRIANA ITASY: NAHAZO MOTOCROSS MIISA 4 HANAMORANA NY ASA   Tao anatin’ny efa-taona izay…
Read More

TOAMASINA | Rtoa Mélisse RAKOTONIRINA Fianakaviana, marary hoditra miisa 50 no nomena fanampiana

Posted by feonydemokrasia - décembre 24, 2023
Amin’ny maha Renin’ny vahoakan’i Toamasina Renivohitr’i Betsimisaraka an’i Ramatoa RAKOTONIRINA Mélisse, dia tsy manadino velilvely…
Read More

SEKOLY TSY MIANKINA « NOTRE ECOLE TSIADANA » | fanampiana ny sahirana sy hetsika ara-java-kanto no namarana ny taona 2023

Posted by feonydemokrasia - décembre 24, 2023
Ny Fizarana fanampiana hoan’ny mponina sahirana ety amin’ny faritry ny manodidina ny Sekoly, dia efa…
Read More

Faritra SAVA | Zarain’Andriamatoa Governora Finday ny Filoham-pokontany sy ny lefiny

Posted by feonydemokrasia - décembre 22, 2023
Mba tsy ho tara amin’ny fanatontoloana, ka hampahomby ny fifandraisaina, indreindra manoloana ny tsy fandriam-pahalemana…
Read More

ANKILIVALO, MAHABO MPANGALAJAZA 3 NO TRATRA KA MATY VOATIFITRA NY ROA

Posted by feonydemokrasia - décembre 22, 2023
𝐀𝐍𝐊𝐈𝐋𝐈𝐕𝐀𝐋𝐎, 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐁𝐎 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐆𝐀𝐋𝐀𝐉A𝐙𝐀 𝟑 𝐍𝐎 𝐓𝐑𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐊𝐀 𝐌𝐀𝐓𝐘 𝐕𝐎𝐀𝐓𝐈𝐅𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐍𝐘 𝐑𝐎𝐀 — 📌 Nitrangana hala-jaza…
Read More

AMBANJA : LOZAM-PIARAKODIA OLONA DIMY NAMOY NY AINY.

Posted by feonydemokrasia - décembre 22, 2023
Fiara iray tsy mataho-dalana Hyundai-Galoper avy any Antsiranana no niharam-boina raha niditra ny tetezan’i ESTAPRO,…
Read More

FANANGANANA FOTODRAFITR’ASA AO NOSIKELY MORONDAVA TRATRAN’NY TERITERY NY SATRA BEACH

Posted by feonydemokrasia - décembre 22, 2023
Misy ny fananganana tetik’asa ao amin’ny plage Nosy kely an-kehitriny izay natao mba hampisy endrika…
Read More

HETSIKA FAMONGORANA IREO MPAKA AN-KERINY AO AMIN’NY DISTRIKA MAHABO

Posted by feonydemokrasia - décembre 22, 2023
Tanora iray zanaka mpaka an-keriny no Lavony Balan’ny Mpitandron’ny Filaminana tao aminy Fokotany TANANDAVA (…
Read More

Pagination des publications

Précédent 1 … 69 70 71 … 77 Suivant

FACEBOOK

TWITTER

Tweets by Feonydemokrasia

METEO

Plus de prévisions: Previsions meteo 30 jours

Fantaro izahay !

 

Ny  Feon’ny Demokrasia Malagasy, dia  Gazety an’habaka natsangan’ny vondrona e-fandrai | ifandray, hitanterahana ny vaovao miseho eto an-tanindrazana, tsy manana firehana pôlitika, tsy manavaka atokom-pivavahana,

Fanehoan-kevitra malalaka, atao ao anatin’ny fifanajana : Demokrasia

NY TRANON-KALA

  • Fandraisana
  • Mana ho anao
  • Izahay ve?
  • Mivantana
  • Mozika be
  • Sary indray mipika
  • Fifandraisana

  • Fandraisana
  • Mana ho anao
  • Izahay ve?
  • Mivantana
  • Mozika be
  • Sary indray mipika
  • Fifandraisana