๐‹๐€๐’๐ˆ๐๐€๐“๐‘๐˜ ๐๐˜ ๐•๐€๐‘๐€๐“๐‘๐€ ๐๐˜ ๐“๐Ž๐•๐Ž๐‹๐€๐‡๐˜ ๐•๐€๐Ž ๐Ÿ๐Ÿ– ๐Œ๐Ž๐๐‰๐€.

366 0
๐‹๐€๐’๐ˆ๐๐€๐“๐‘๐˜ ๐๐˜ ๐•๐€๐‘๐€๐“๐‘๐€ ๐๐˜ ๐“๐Ž๐•๐Ž๐‹๐€๐‡๐˜ ๐•๐€๐Ž ๐Ÿ๐Ÿ– ๐Œ๐Ž๐๐‰๐€.
๐Ÿ“Œ Distrika Ambohimahasoa, Omaly t@3 ora tolakandro, tao Ambalanonoka, fkt Miadakofeno Kaominina Morafeno.
๐Ÿ“Œ Tovolahy iray sahabo ho 18 taona, mpianatra ao amin’ny CEG Ankafina Tsarafidy,no maty nilatsahampotaka ihany koa, niaraka t@ tao Manandroy, omby iray ihany koa no fantatra fa maty niaraka tamin’ io Tovolahy io.
๐Ÿ“Œ Raha ny angom- baovao azonay avy amin’ny tompon’andraikitra ny fahasalamana tao amin’ny kominina Morafeno dia noentina namonjy ny CSB 2 tao izy io saingy efa tsy nisy aina intsony.
Nangonin’i Ando Rafahatelo

Related Post