๐€๐ฆ๐›๐จ๐ก๐ข๐ฆ๐š๐ก๐š๐ฌ๐จ๐š | ๐๐š๐ง๐๐š๐ญ๐ฌ๐š๐ค’๐š๐ข๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐š๐ซ๐š๐ญ๐ซ๐š | ๐Ÿ‘ ๐ง๐จ ๐ฆ๐š๐ญ๐ฒ

488 0
๐€๐ฆ๐›๐จ๐ก๐ข๐ฆ๐š๐ก๐š๐ฌ๐จ๐š | ๐๐š๐ง๐๐š๐ญ๐ฌ๐š๐ค’๐š๐ข๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐š๐ซ๐š๐ญ๐ซ๐š | ๐Ÿ‘ ๐ง๐จ ๐ฆ๐š๐ญ๐ฒ
๐Ÿ“Œ Tao Ianantsana Avaratra,Fkt Soatsiovana kominina Manandroy, Distrika Ambohimahasoa, Faritra Matsiatra Ambony.
 
Fianakaviana 6 mianaka, nilatsahampotaka t@ telo tolakandro teo , ity alatsinainy 8 janoary 2024 ity. Namonjy fahoriana tao amin’io tanร na io izy ireo no tra-doza tao amina trano iray.
 
๐Ÿ“Œ Vokany :
โžค 3 mianaka no maty.
โžค 1 maty tsy tra- drano
โžค Noentina teny@ Hopitaly Ambohimahasoa ny 2 , saingy efa tsy tana intsony ny ainy.
 
๐Ÿ“Œ Efa Nahazo fitsaboana ny telo izay velona, zazakely tokony ho roa taona ny iray.
 
 
Nangonin’i : Ando Rafahatelo
๐Ÿ“ท Mahefa Razafindrakoto

Related Post

Kaominina ambanivohitra Bemokotrร  | Fitokanana tsena tamin’ny fomba ofisialy

Posted by - mai 18, 2025 0
๐€๐ง๐ญ๐š๐ง๐š๐๐š๐ฏ๐š/๐๐ž๐ฆ๐จ๐ค๐จ๐ญ๐ซ๐šฬ€: ๐๐ข๐ญ๐จ๐ค๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ญ๐š๐ฆ๐ข๐ง’๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐จ๐ฆ๐›๐š ๐จ๐Ÿ๐ข๐ฌ๐ข๐š๐ฅ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐š๐ซ๐š๐ข๐ง๐š ๐ญ๐ž๐จ ๐ง๐ฒ ๐ญ๐ฌ๐ž๐ง๐š ๐ง๐š๐ญ๐š๐จ ๐ข๐ฌ๐š๐ค๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐€๐ฅ๐š๐ก๐š๐๐ฒ. Ny marainan’ny Alahady teo no nanatanteraka…