DISITRIKA NY BENENITRA Posted by feonydemokrasia - janvier 18, 2025 Tontosa androany ny Fambolen-kazo ato Faritra Atsimo Andrefana ka nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany teto… Read More
⛑️ CROIX ROUGE MALAGASY, MORONDAVA MITOHY NY FANETANANA Posted by feonydemokrasia - janvier 17, 2025 Amin’izao vanimpotoan’ny fahavaratra izao dia mitohy hatrany ny fanetanana ataon’ny mpilatsaka antsitra_po ny Croix rouge… Read More
𝐀𝐦𝐢𝐝𝐲 𝟑𝟎𝟎𝟎𝐚𝐫 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝟒𝟎𝟎𝟎𝐚𝐫 𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐑𝐍𝟓 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐆𝐚𝐬𝐨𝐢𝐥 𝐦𝐢𝐭𝐚𝐩𝐨𝐤𝐚 Posted by feonydemokrasia - janvier 15, 2025 Tohin’ilay raharaha fahatratrarana solika mitampoka tao Mangarano Toamasina: Nitondra fanazavana misimisy kokoa tamin’ny Mpanao Gazety… Read More
ANTSIRANANA: MIVERINA TSIKELIKELY NY RANO TAORIAN’NY FAHATAPAHAN’NY RANO NANDRITRA NY TELO ANDRO . Posted by feonydemokrasia - janvier 15, 2025 Nitafa tamin’ny mpanao gazety ny Talem-paritry ny Rano sy Fanadiovana ary Fidiovana ato amin’ny Faritra… Read More
CROIX ROUGE MALAGASY Posted by feonydemokrasia - janvier 15, 2025 Nanatanteraka hetsika fanetanana ireo mpilatsaka antsitra_po avy ao amin’ny croix rouge Malagasy ato Morondava manatanteraka… Read More
𝐕𝐎𝐀𝐑𝐎𝐁𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐑𝐀𝐍𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐃𝐀𝐌𝐀𝐒𝐂𝐄𝐍𝐄 𝐑𝐀𝐓𝐈𝐀𝐑𝐈𝐕𝐄𝐋𝐎, 𝐓𝐎𝐌𝐏𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐆𝐀𝐙𝐄𝐓𝐘 𝐀𝐍’𝐇𝐀𝐁𝐀𝐊𝐀 𝐀𝐁𝐎𝐀𝐇𝐎-𝐀𝐍𝐊𝐈𝐀𝐊𝐀 Posted by feonydemokrasia - janvier 14, 2025 Nisy niditra an-keriny tokony ho tamin’ny 02 maraina androany 14 Janoary 2025 ny trano petrahan`i… Read More
DISITRIKA NY BENENITRA SOLOMBAVAMBAHOAKA NY BENENITRA SY IREO STAFF REHETRA Posted by feonydemokrasia - janvier 14, 2025 Totosa tamin’ny alahady teo ny Firahabana nahatratra taona vaovao izay natao Atao SOLOMBAVAMBAHOAKA ny Benenitra… Read More
𝐕𝐎𝐍𝐎𝐍𝐀 𝐇𝐈𝐀𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐎𝐌-𝐏𝐈𝐀𝐒𝐀𝐍𝐀 2025 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐒𝐎𝐋O𝐓𝐄𝐍𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐍𝐉𝐀𝐊𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐓𝐘 𝐀𝐋𝐀𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐆𝐎𝐑𝐎. Posted by feonydemokrasia - janvier 14, 2025 Fampiakaran- tsaina tao amin’ny fitalevam-paritry ny polisim-pirenena Alaotra Mangoro, Ambalabako no nanamarihana ny fanombohana ny… Read More
𝐌𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀 – 𝐅𝐈𝐋𝐀𝐌𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍`𝐍𝐘 𝐒𝐄𝐇𝐀𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐁𝐄𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐒𝐄𝐊𝐎𝐋𝐘 𝐄𝐁𝐍 Posted by feonydemokrasia - janvier 13, 2025 Sekoly filamatra ananan`ny raiamandrenin`ny mpianatra toky ny Ecole la Bonne Nouvelle, mijoro ao Mandritsara efa… Read More
12 JANOARY ANDRON’NY MANAMBONINAHITRA Posted by feonydemokrasia - janvier 12, 2025 Nanomboka tamin’ny enina ora maraina ny fankalazana ho an’ny tato amin’ny faritra Menabe izay natao… Read More