CROIX ROUGE MENABE NAVADIKA ASA NY VOKATRY NY FANADIHADIANA TENY IFOTONY

303 0

Tontosa tao amin’ny Vezo beach omaly sy androany ny fampafantarana ny vokatry ny fanadihadiana izay nataon’izy ireo teny ifotony tao amin’ireo fokotany enina hiasan’ny croix rouge Malagasy ato amin’ny distrikan’i Morondava ary navadika asa avy hatrany izany entina hisorohana sy hiatrehana ireo loza voanjanahary toa ny rivo-doza sy ny tondra-drano ary ny valan’aretina ka ny croix rouge Malagasy sy ny vondron’olona ifotony ampian’ny BNGRC no hanatanteraka ny asa ka misy nyΒ  tonga dia atao avy hatrany toan’ny fanalana ireo rano miandrina sy ny fanadiovana ireo loto sy lobolobo satria efa misy ny fitaovana tonga eo anivon’ny croix rouge .

Nangonon’i RA PA

Related Post

Association Soa Ambohimangakely

Posted by - dΓ©cembre 14, 2023 0
➑️ Toy ny isan-taona dia mitohy hatrany ny fiaraha-miasa eo amin’ny Commune Ambohimangakely sy ny Association Soa Ambohimangakely Indrindra amin’izao…

π‘³π’Šπ’†π’–π’•π’†π’π’‚π’π’• 𝑹𝑨𝑡𝑫𝑹𝑰𝑨𝑡𝑨𝑴𝑩𝑰𝑡𝑰𝑡𝑨 𝑯𝒆𝒓𝒏𝒐𝒍𝒅 | π“π€π†ππ€πŒπ€π‘πŽ π‡πŽ 𝐀𝐍’𝐍𝐘 π…π€ππƒπ‘πˆπ€πŒππ€π‡π€π‹π„πŒπ€ππ€

Posted by - avril 19, 2025 0
πƒπ’π¬π­π«π’π€πš πŒπŽπ‘π€πŒπ€ππ†π€ 𝐊𝐚𝐨𝐦𝐒𝐧𝐒𝐧𝐚 π€π¦π›πšπ§π’π―π¨π‘π’π­π«πš ππ„πŒππ€π‘π˜ π“π€π†ππ€πŒπ€π‘πŽ π‡πŽ 𝐀𝐍’𝐍𝐘 π…π€ππƒπ‘πˆπ€πŒππ€π‡π€π‹π„πŒπ€ππ€ -π™πšπ§ππšπ«π’π¦πšπ«π’πšπ¦-𝐩𝐒𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐍𝐚𝐬𝐒𝐨𝐧𝐚π₯𝐲 πŒπŽπ‘π€πŒπ€ππ†π€ πŒπ€π…πˆ Ny π‘³π’Šπ’†π’–π’•π’†π’π’‚π’π’• 𝑹𝑨𝑡𝑫𝑹𝑰𝑨𝑡𝑨𝑴𝑩𝑰𝑡𝑰𝑡𝑨 𝑯𝒆𝒓𝒏𝒐𝒍𝒅 izay lefitry ny…