Ra PA

𝐍𝐨𝐬𝐨𝐤𝐚𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐤𝐚𝐥𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐢𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐘𝐨𝐠𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚

Posted by - juin 13, 2025
▶️Androany maraina no nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fankalazana ny faha 11 taona nankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny Yoga izay natao teo amin’ny allé de baobab izay notarihan’Andriamatoa Bandaru…
Read More

𝐌𝐀𝐍𝐀𝐓𝐀𝐍𝐓𝐄𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐍-𝐓𝐄𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐀𝐓𝐀𝐎𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐄𝐋𝐄𝐙𝐀𝐍-𝐊𝐄𝐕𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐍𝐘 𝐒𝐎𝐋𝐎𝐌𝐁𝐀𝐕𝐀𝐌𝐁𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀 𝐇𝐀𝐉𝐀 𝐑𝐄𝐒𝐀𝐌𝐏𝐀

Posted by - mars 27, 2025
Taorin’ny fihatrehana ny rano be teto Morondava dia miroso amin’ny fanatanterahana ireo fampanan-tenana nataony tamin’ny vahoaka nandritran’ny fampielezan-kevitra ny solombavambahoakan’ny Madagasikara voafidy tato amin’ny Distrikan’ny Morondava ka ny lafiny fanabeazana…
Read More

𝐍𝐈𝐀𝐑𝐀-𝐍𝐈𝐄𝐍𝐓𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐈𝐒𝐀𝐕𝐀 𝐒𝐘 𝐍𝐀𝐍𝐀𝐃𝐈𝐎 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐋𝐀𝐊𝐀𝐍-𝐃𝐑𝐀𝐍𝐎 𝐍𝐘 𝐕𝐀𝐇𝐎𝐊𝐀𝐍’𝐀𝐌𝐁𝐀𝐓𝐎𝐍𝐃𝐑𝐀𝐙𝐀𝐊𝐀

Posted by - février 25, 2025
Nirosa avy hatrany tamin’ny asa fisavana sy fanadiovana ireo lakan-drano tamin’ny alalan’ny asa tanamaro ny avy eo anivon’ny fiadidiana ny Kaominina renivohitra Ambatondrazaka androany Talata 25 Febroary 2025. Niara nisalahy…
Read More

𝐁𝐄𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐈𝐈𝐒𝐀 53 𝐍𝐎 𝐍𝐀𝐌𝐄𝐓𝐑𝐀𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐀𝐌𝐁𝐎𝐀𝐃𝐘 𝐓𝐀𝐓𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐋𝐀𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐆𝐎𝐑𝐎

Posted by - février 24, 2025
Ben’ny tanana miisa 53 ato amin’ny Faritra Alaotra Mangoro avy amin’ny distrika telo dia Ambatondrazaka nahita ben’ny tanana 22 , Andilamena 09 ary Amparafaravola 22 no nametrahana samboady ny Sabotsy…
Read More