FIANARANTSOA – ASSURANCE NY HAVANA: MANAKAIKY NY VAHOAKA.

186 0

Nanatanteraka valan-dresaka arahina adihevitra tao amin’ny lapan’ny Faritra Matsiatra Ambony ny avy ao amin’ny Trano Fiantohana NY HAVANA ny tolakandron’ity Talata 29 Jolay 2025 ity.
Tamin’izany no nampahafantaran’izy ireo ny Fiantohana tokony hatao,ny Fiantohana ho an’ny daholo be . Miezaka manakaiky vahoaka ny assurance NY HAVANA.

Noho ny tsy fahafantatan’ny Malagasy ,ny andraikitra sy ny tanjona no namparisarisa ny fandraisan’antananana ny ho aviny eo amin’ny resaka fiantohana. Noho ny olana nitranga tamin’ny sehatra ihany koa ohatra.
Ankehitriny, efa maro ireo mahatsapa,mahafantatra ka manantona ny trano fiantohana. Araka ny fanazavana entin’ny Tale Jeneralin’ny Assurance Ny HAVANA,Atoa Nanjatiana RAZAKAMANANA, androany nandritra ny valandresaka arahana adihevitra tao amin’ny lapan’ny Faritra Matsiatra ambony.

Efa maro ireo malagasy mahatsapa sy mahazo tombony amin’ny fanatonana ny trano fiantohana, ka manankina ny ho aviny amin’izany.
✍️Ando

Related Post

Depioté Haja Dinah | nanampy ny voafonja ao Toamasina

Posted by - février 22, 2026 0
𝐃𝐄𝐏𝐈𝐎𝐓𝐄́ 𝐇𝐀𝐉𝐀 𝐃𝐈𝐍𝐀𝐇 𝐒𝐘 𝐌𝐀𝐃𝐌𝐀𝐗 : 𝐍𝐈𝐓𝐎𝐍𝐃𝐑𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐏𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐇𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐎𝐍𝐉𝐀 𝐒𝐘 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐕𝐎𝐀𝐅𝐎𝐍𝐉𝐀 𝐓𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐁𝐀𝐋𝐀𝐓𝐀𝐕𝐎𝐀𝐇𝐀𝐍𝐆𝐘 𝐓𝐎𝐀𝐌𝐀𝐒𝐈𝐍𝐀 Nitohy…