𝗖𝗿𝗼𝗶𝘅 𝗿𝗼𝘂𝗴𝗲 𝗠𝗲𝗻𝗮𝗯𝗲 :
𝗡𝗮𝗻𝗮𝗼 𝘁𝗼𝗺𝗯𝗮𝗺𝗯𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗱𝗶𝗵𝗮𝗱𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗻𝗮𝘁𝗮𝗼 𝘁𝗲𝗻𝘆 𝗶𝗳𝗼𝘁𝗼𝗻𝘆.
Notanterina omaly faha 12 Aogositra tao amin’ny hotely Vezo beach ny tambana ny fanadihadiana izay natao tamin’ny fokotany 6 tato amin’ny Distrikan’ny Morondava ka nandritra izany no nivohitra ireo vokatra…
Read More