AMBANJA : LOZAM-PIARAKODIA OLONA DIMY NAMOY NY AINY.
Fiara iray tsy mataho-dalana Hyundai-Galoper avy any Antsiranana no niharam-boina raha niditra ny tetezan’i ESTAPRO, fokontany Antsakoamanondro distrikan’Ambanja androany 22 desambra tokony ho tamin’ny 5 ora maraina te ho eo.…
Read More