feonydemokrasia

𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐇𝐚𝐣𝐚 𝐑𝐞𝐬𝐚𝐦𝐩𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐨𝐥𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐣𝐢𝐫𝐨 𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐤𝐨𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐓𝐬𝐢𝐦𝐚𝐯𝐚𝐨𝐛𝐞

Posted by - février 28, 2024
Androany hariva no tonga nanolotra jiro 16 tao amin’ny fokotany Tsimavaobe velom_pisaorana sy nankasitraka ny minisitra ary mangataka fanamboarana ny lalan’ny Morima. Ny solontenan’ny ray aman_dreny koa dia faly amin’ny…
Read More

ANDRON’NY SEKOLY CISCO AMPARAFARAVOLA

Posted by - février 28, 2024
Notanterahana androany Alarobia 28 Febroary 2024 tao amin’ny ZAP Vohimena ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny andron’ny Sekoly ho an’ny Cisco Amparafaravola. Nanontrona sy nanome vonihitra izany ireo solombavam-bahoaka sy…
Read More