Fiarovana ny faritra arovana | dinikasa notanterahina tao Ambilobe

242 0
Manana toerana sy faritra arovana maro tokoa i Madagasikara.
Mba ahafahana miaro ireo faritra atiala arovana aty amin’ny tapany avaratry ny Nosy dia nisy dinikasa notanterahina tao Ambilobe izay notarihin’ny:
sy ireo talem-paritry ny Tontolo iainana, Jono , Fambolena sy ny fiompiana.
 
Nivoitra nandritra ity Atrikasa ity ireto fehin-kevitra manaraka ireto :
-Hampitomboana ny fanampiana atao amin’ireo Kaominina manodidina ireo Alafady,
-Hampitombona ny mpiaro-ala (Agent Forestier) mba ahafana manamora ny fanenjehana ireo mpanimba ala,
-Foanana ny fanomezan-dalana manokana ireo mpitevy ala ary hamafisina ny sazy hoan’izay minia miditra ao anaty ala arovana,
 
-Arahahimaso akaiky ireo vahiny miditra sy mivoaka isaky ny Kaominina amin’ny alalan’ny fanamafisana ny Karine hoan’ny vahiny indrindra ny fanentanana azy ireo hanaja ireo fomban-tany sy dinam-piaraha-monina.
-Hanavaozana ny làlana fanafoanana ny tetikala sy fanafaizana mafy ireo mpanao izany fa indrindra ny hanomezana ampahany betsaka amin’ny famatsiana ara-bola ireo Fokontany sy Kaominina ary fametrahana « garde forêt » .
 »Faritra SAVA mandroso, tsy maintsy mandroso hatrany… »
Nangonin’i Fenohery

Related Post

𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – 𝐕𝐨𝐯𝐨-𝐛𝐨𝐥𝐚𝐦𝐞𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐢𝐳𝐲 𝐧𝐞𝐧𝐭𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐢𝐬𝐨𝐥𝐨𝐤𝐲 𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚

Posted by - mars 11, 2024 0
𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – 𝐕𝐨𝐯𝐨-𝐛𝐨𝐥𝐚𝐦𝐞𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐢𝐳𝐲 𝐧𝐞𝐧𝐭𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐢𝐬𝐨𝐥𝐨𝐤𝐲 𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚 (Tra-tehaky ny polisy lehilahy iray ity noho ny fanomezam-baovao ara-potoana) Rangahy…