๐“๐ž๐ญ๐ข๐ค๐š๐ฌ๐š ยซย ๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ง๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ข๐ซ๐š๐ฒ ๐ก๐š๐ณ๐จ ๐ข๐ซ๐š๐ฒย ยป

330 0
Natomboka tao amin’ny EPP Tsimavaobe ao Morondava androany ny fambolen-kazo ao anatinโ€™ny tetikasa โ€œ๐—จ๐—ป รฉ๐—นรจ๐˜ƒ๐—ฒ, ๐—จ๐—ป ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฒโ€ izay nanentananโ€™IOโ€™RENALA ny mpianatra sy ny ray aman_dreny teo anivonโ€™ny EPP Tsimahavaobe miaraka aminโ€™ny fikambanana AFF Menabe.
 
Tonga nanotrona sy nanome voninahitra izao hetsika izao moa ny talem-paritry fanabeazam_pirenena ato Menabe ary ireo mpikambana ao amin’ny IO’RENALA sy AFF MENABE
 
Ny tanjona dia ny hanairana ny sainโ€™ny mpianatra fony fahatanorany aminโ€™ny maha zava-dehibe ny fiarovana ny tontolo iainana sy ny zava_mananaina hoy ny filoha mpitarika ny IO’RENALA.
 
Isany hafantarana ny IO’RENALA moa ny resaka fampiroboroboana ny fanatanjahan-tena ka nanolotra baolina ho an’ny mpianatra koa izy ireo ary vary h an’ny mpampianatra sy ny ray aman_dreny tonga nanatanteraka izao fambolen_kazo izao
 
Nangonin’i Ra Pa – Menabe

Related Post

๐‚๐„๐† ๐€๐ฆ๐›๐จ๐ฅ๐จ ๐“๐š๐ฅ๐š๐ญ๐š ๐•๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐จ๐ง๐๐ซ๐ฒ: ๐ž๐Ÿ๐ข๐ญ๐ซ๐š๐ง๐จ ๐Ÿ๐ข๐š๐ง๐š๐ซ๐š๐ง๐š ๐ฏ๐š๐จ๐ฏ๐š๐จ ๐ก๐š๐ง๐š๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ญ๐จ๐ง๐ญ๐จ๐ฅ๐จ๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ง๐š๐ซ๐š๐ง๐š

Posted by - juin 11, 2026 0
๐‘ต๐’๐’•๐’๐’Œ๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’‚๐’๐’…๐’“๐’๐’‚๐’๐’š 11 ๐‘ฑ๐’๐’๐’‚ 2026 ๐’•๐’‚๐’ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’โ€™๐’๐’š ๐‘ช๐‘ฌ๐‘ฎ ๐‘จ๐’Ž๐’ƒ๐’๐’๐’, ๐‘ฒ๐’‚๐’๐’Ž๐’Š๐’๐’Š๐’๐’‚ ๐‘จ๐’Ž๐’ƒ๐’‚๐’๐’Š๐’—๐’๐’‰๐’Š๐’•๐’“๐’‚ ๐‘ป๐’‚๐’๐’‚๐’•๐’‚ ๐‘ฝ๐’๐’๐’๐’๐’๐’๐’…๐’“๐’š, ๐’๐’š ๐’†๐’‡๐’Š๐’•๐’“๐’‚๐’๐’ ๐’‡๐’Š๐’‚๐’๐’‚๐’“๐’‚๐’๐’‚ ๐’•๐’†๐’๐’ ๐’—๐’‚๐’๐’—๐’‚๐’. ๐‘ญ๐’๐’•๐’๐’…๐’“๐’‚๐’‡๐’Š๐’•๐’“๐’‚๐’”๐’‚ ๐’‰๐’†๐’—๐’†๐’“๐’Š๐’๐’‚…