feonydemokrasia

Commune Sabotsy Namehana| Voatolotra ny Lakilen’ny FKT Tsarafara

Posted by - juillet 8, 2024
𝐍𝐀𝐓𝐎𝐋𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐍’𝐈 𝐑𝐀𝐌𝐀𝐓𝐎𝐀 𝐅𝐈𝐋𝐎𝐇𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐎𝐊𝐎𝐍𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐋𝐀𝐇𝐈𝐃𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐁𝐈𝐑𝐀𝐎𝐌-𝐏𝐎𝐊𝐎𝐍𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐄𝐓𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐊𝐓 𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀𝐅𝐀𝐑𝐀 Maso niara-nijery satria nibaribary tahaka ny tafika andrefan-tanana ny fahasimbana nisy tamin’ny Biraom-pokontany teto Tsarafara, nohon’ny fahaterany izay…
Read More

Mandritsara | Voapetraka amin’ny toerany ny Mpampanoa lalàna vaovao

Posted by - juillet 7, 2024
(𝖵𝗂𝗇𝖺 𝗍𝖾𝗅𝗈 𝗇𝗈 𝖾𝗇𝗍𝗂𝗇𝗒 𝗆𝖺𝗇𝖺𝗍𝖺𝗇𝗍𝖾𝗋𝖺𝗄𝖺 𝗇𝗒 𝖺𝗌𝖺𝗇𝗒) Miompana am𝗂n`ny paikady 3 lehibe ny vinam-pitantanan`ny tonia mpampanoa lalàna vaovao eto Mandritsara, André Andrimpirenena. Ny fametrahana ny fampanoavana zakan`ny daholobe, fanajana ny…
Read More

FANDAMINANA NY FIFAMOIVOIZANA

Posted by - juillet 2, 2024
Morondava Nidina ifotony nitondra fanetanana sy fampianarana ho an’ireo mpampiasa lalana ny avy eo anivon’ny polisim-pirenena Morondava manoloana ny fisian’ny fahafatesana ain’olona maromaro nisesisesy teto Morondava Ra-Pa Menabe
Read More