Na dia mbola sarotra sy tsy mahazatra antsika Gasy aza ny hoe vehivavy manao politika indrindra fa ny eny ambanivohitra dia tsy nahasakana ny kandida TSIRENGE Soafiavy Vinà izay natolotry ny IRMAR ao amin’ny kaominina ambanivohitra Befasy distrika Morondava tsy hirotsaka ho fidiana izany satria maniry ny hitondra fampandrosoana eo amin’ity kaominina nalehibe azy ity ny tenany ary nambarany mazava fa mavita lavitra noho ireo lehilahy ny vehivavy raha fampandrosoana sy fitantanana
Related Post
𝐅𝐈𝐓𝐎𝐊𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐓𝐑𝐀𝐍𝐎 𝐅𝐈𝐀𝐍𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐓𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐁𝐎𝐀𝐕𝐎𝐑𝐈𝐊𝐄𝐋𝐘 𝐃𝐈𝐒𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀𝐍’𝐀𝐍𝐃𝐈𝐋𝐀𝐌𝐄𝐍𝐀
Ny Sabotsy 05 Oktobra 2024 teo no notokanana ny efitratrano fianarana vaovao ao Amboavorikely, Fokontany Ankisaka any amin’ny Distrikan’Andilemena. Ny…
FARITRA MENABE MITOHY HATRANY NY TANAMARON’NY FANDRIAM-PAHALEMANA
📌 Nidina ifotony tao amin’ny kaominina ambanivohitra Ankilizato omaly ny alatsinainy ny lehiben’ny vondrontobim-pileovana Menabe Colonel Fanevason Onimihary sy ny…
𝐕𝐎𝐕𝐎𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐅𝐑 | 𝐌𝐢𝐣𝐨𝐫𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐨𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲 𝐧𝐲 𝐈𝐯𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 ny 𝐑𝐞𝐩𝐨𝐛𝐥𝐢𝐤𝐚
Ny zoma 13 febroary 2026 lasa teo no nambaran’ny fomba ofisialy teo anatrehan’ny mpanao gazety ny fisian’ny vovonana 𝑰𝑭𝑹 (𝑰𝒗𝒐𝒏’𝒏𝒚…
𝗛𝗔𝗙𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡’I 𝗝𝗘𝗡𝗘𝗥𝗔𝗟𝗬 𝗥𝗔𝗩𝗔𝗟𝗢𝗠𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔
𝗔𝗩𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗘𝗠𝗔𝗛𝗔𝗩𝗔𝗧𝗥𝗦𝗘 𝗘𝗟𝗔𝗛𝗜𝗦𝗔𝗢𝗥𝗘 ; 𝗖𝗼𝗻𝘀𝘂𝗹𝘁𝗮𝗻𝘁 𝗲𝗻 𝗱𝗲́𝘃𝗲𝗹𝗼𝗽𝗽𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗦𝗼𝗰𝗶𝗼 𝗘𝗰𝗼𝗻𝗼𝗺𝗶𝗾𝘂𝗲 : 𝑨𝒛𝒂 𝒎𝒊𝒋𝒂𝒃𝒂𝒌𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒂𝒔𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒎𝒑𝒊𝒕𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐𝒏’𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒍𝒂𝒎𝒊𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒐𝒌𝒂 𝒕𝒔𝒚 𝒂𝒇𝒂𝒏𝒈𝒂𝒓𝒐…
FIHAONAMBEN’NY LEHIBEN’NY SAMPAM-PITSARANA MISAHANA NY ADY IFANAOVAN’NY SAMY OLON-TSOTRA
FIHAONAMBEN’NY LEHIBEN’NY SAMPAM-PITSARANA MISAHANA NY ADY IFANAOVAN’NY SAMY OLON-TSOTRA : NISY FEHIN-KEVITRA NORAISINA. ASA MIANDRY NY TSIRAIRAY NY FAMPIHARANA IZANY…


