ELO IREO KANDIDA AO AMIN’NY KAOMININA AMBANIVOHITRA ANALAIVA DISTRITRA MORONDAVA

330 0
Ho an’ny kaominina ambanivohitra analaiva distrika Morondava dia telo ireo kandida nanatitra ny taratasy filatsahan-kovidiana teny amin’ny OVEC dia :
– MAHARO Jean natolotry ny FIRAISAKINA
-JAMA Tongasoa , natolotry ny IRMAR
-LAHY Mouzé, Indépendant (LAHY Mouzé)
Nangonon’i RA PA

Related Post

𝐅𝐈𝐋𝐀𝐍𝐊𝐄𝐕𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐀𝐋𝐘 𝐌𝐎𝐑𝐎𝐍𝐃𝐀𝐕𝐀 𝐍𝐀𝐍𝐀𝐎𝐌𝐁𝐎𝐊𝐀 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐀𝐍𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐕𝐎𝐑𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐏𝐎𝐓𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐕𝐎𝐀𝐋𝐎𝐇𝐀𝐍𝐘

Posted by - février 14, 2025 0
Nanomboka androany ny fivoriana ara-potoana ho an’ny filankevitra kaominaly eto amin’ny kaominina ambonivohitra Morondava izay tanterahana ao amin’ny biraon’ny filankevitra …