Fandraharahana : mpandraharaha maro no havondrona mandritra ny CEO Business Forum
« Tanjona ny hisian’ny fiaraha-miasan’ireo Malagasy mpandraharaha sy ny avy any ivelany, eo koa ny fifanakalozana eo amin’ireo mpisehatra ara-toekarena rehetra. Tafi¬ditra ao anatin’izany ny hisarihana ireo mpampiasa vola vahiny…
Read More