FIVAROTANA SY FANONDRANANA HAZO SY BIBY AROVANA | OLONA 14 NO NIGADRA,

344 0
OLONA EFATR’AMBINIFOLO (14) NO NAIDITRA AMPONJA VONJIMAIKA ROA (02) KOSA NO EFA NAHAZO SAZY MIHATRA VOKATRY NY FIVAROTANA SY FANONDRANANA HAZO SY BIBY AROVANA.
Ny volana Janoary 2024 no manakaty dia mahatratra Fitondrana (07) ireo tranga mikasika ny fanodikodinana sy fanondranana ireo hazo sy Biby voararan’ny lalana.
Io no fantatra nandritra ny valan-dresaka nataon’ireo mpikambana eo anivon’ny Tambazotra miaro ireo zava-maniry sy biby arovana tamin’ny Mpanao gazety androany.
Ny taona 2017 rahateo no efa tafatsangana ity tambazotra ity izay ahitana ireo tomponandraikitra avy Amin’ny Fitsarana, Zandarimaria, Polisy, ny Fifandraisana (DRCC) ary ny DREDD, izay ny BIANCO sy ny Prefektiora no mitarika izany.
Nangonin’i JOB.

Related Post

Distrikan’Ambatondrazaka | Akon’ny andron’ny 08 MARTSA

Posted by - mars 8, 2025 0
Β«Β π…π’π­π¨π―π’πšπ§-𝐣𝐨 𝐬𝐲 𝐟𝐒𝐳𝐚𝐧-𝐀𝐞𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐯𝐞𝐑𝐒𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐬𝐲 𝐳𝐚𝐭𝐨𝐯𝐨 𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐫𝐞𝐑𝐞𝐭𝐫𝐚 » Tsy nahasakana ny rehetra tsy hankalaza tao anatin’ny hafaliana sy…