FIARAHA- MIASA NY MINISITERANβNY ASA VAVENTY SY NY FARITRA SOFIA : ASIANA FANARENANA NY LALAM-PIRENENA RN6 ANELANELAN`I MAROMANDIA SY MAMPIKONY
Ankatoka fiatrehana fahavaratra izao dia miroso amin`ny fanarenana ny lalam-pirenena faha-6 fanojo ao Mampikony sy Maromandia ny governoran`ny faritra Sofia fiaraha-miasa amin`ny Minisiteran`ny Asa vaventy. Totofana ireo lavaka rehetra manahirana…
Read More