Ny Alahady 27 Oktobra 2024, tao aminโny Fiangonana Anatirova no nanatanterahina ny Fotoam-pivavahana iraisam-pinoana ho fangataham-pitahiana sy hanamarihana ny fametrahana ny fikasana rehetra izay notanterahinโi Kandida laharana faha7, Ramatoa Harilala RAMANANTSOA.
Nanapan-kevitra izy ny hanankina ny zavatra rehetra eo am-pelatanananโIlay ANDRIAMANITRA, ANDRIANANAHARY, ho fiandohana aminโizy hatao rehetra, ary aorianโizay vao hiditra an-tsehatra aminโny fidinana ifotony eny anivonโireo Boriborintany enina eto Antananarivo Renivohitra.
Nosafidiany manokana taminโizany ny andinin-tsoratra Masina, izay voasaotra ao aminโny Taratasy nosoratanโi Paoly hoanโny mponina any Roma, Romana 8:31, mivaky toy izao
ยซ Raha Andriamanitra no momba antsika ,Iza no hahatohitra antsika ยป
Tiana ny manamarika fa i ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐น๐ฎ๐น๐ฎ ๐ฅ๐๐ ๐๐ก๐๐ก๐ง๐ฆ๐ข๐ no kandidร tokana natolotry ny Vovonana Isika Rehetra Miaraka amin’i Andry RAJOELINA (IRMAR) amin’izao hazakazaka ho amin’ny fifidianana kaominaly eto an-drenivohitra izao.
Taminโny alalanโny fanompoam-pivavahana lehibe, izay notanterahina tao aminโny FJKM Ambatolampy,ย no nanombohanโAndriamatoa Mika RAKOTOMALALA sy ireo mpanaradia azy ny fampielezan-kevitra…
Taminโireo anarana telo natolotry ny vondronโireo solombavambahoaka maro anโisa avy eo anivonโny Antenimieram-pirenena tamiko dia Andriamatoa NTSAY Christian no notendreko…
Zoma faha-10 Novambra 2023, nijery ny zavatra iainan’ny voafonja eto Ambilobe ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana RANDRIAMANANTENASOA Landy…
FIHAONAMBEN’NY LEHIBEN’NY SAMPAM-PITSARANA MISAHANA NY ADY IFANAOVAN’NY SAMY OLON-TSOTRA : NISY FEHIN-KEVITRA NORAISINA. ASA MIANDRY NY TSIRAIRAY NY FAMPIHARANA IZANY…