FIARAHA- MIASA NY MINISITERAN’NY ASA VAVENTY SY NY FARITRA SOFIA : ASIANA FANARENANA NY LALAM-PIRENENA RN6 ANELANELAN`I MAROMANDIA SY MAMPIKONY

658 0
Ankatoka fiatrehana fahavaratra izao dia miroso amin`ny fanarenana ny lalam-pirenena faha-6 fanojo ao Mampikony sy Maromandia ny governoran`ny faritra Sofia fiaraha-miasa amin`ny Minisiteran`ny Asa vaventy. Totofana ireo lavaka rehetra manahirana eny amin’ny lalam-pirenena mampitohy Mampikony- Maromandia.
Ny Faritra SOFIA miaraka amin` ny Governora no miantoka ireo engins rehetra fa ny Ministera kosa no miantoka ny solika « carburant » mba ho tombontsoan’ny Vahoaka mampiasa làlana.
Nangonin’i Claudio

Related Post

𝗠𝗮𝗻𝗮𝗻-𝗷𝗼 𝗵𝗼 𝗮𝗿𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗺𝗽𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗴𝗮𝘇𝗲𝘁𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝘁𝗮𝗻𝘁𝗲𝗿𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗮𝘀𝗮𝗻𝘆.

Posted by - octobre 3, 2023 0
𝗠𝗮𝗻𝗮𝗻-𝗷𝗼 𝗵𝗼 𝗮𝗿𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗺𝗽𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗴𝗮𝘇𝗲𝘁𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝘁𝗮𝗻𝘁𝗲𝗿𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗮𝘀𝗮𝗻𝘆. Miantsoroka andraikitra sarotra, mihatra aman’aina ny mpanao gazety, manatanteraka ny…