feonydemokrasia

Fanambadian’ny olona mitovy fananahana

Posted by - décembre 20, 2023
« Tsy miova ny fotom-pampianarana katolika momba ny « mariazy » izay natokana irery ho an’ny lahy sy vavy » izay antsoina hoe « doctrine », hoy ny fanazavan’ny Fivondronam- ben’ny Eveka eto Madagasikara androany.  …
Read More

ESTIIM’ MIZARA HAFALIANA

Posted by - décembre 19, 2023
  Hetsika iray manan-danja no nokarakarain’ny mpianatra, session d’été, ao amin’ny oniversité tsy miankina ESTIIM’ taona voalohany L1 amin’ny taranja rehetra, Administration/Management, Communication, Droit, Diplomatie/Sciences Politiques Informatique, ary Tourisme.  …
Read More

« ENY » HOY I HAINGO TAMIN’I ROJO

Posted by - décembre 18, 2023
Ny alahady 17 Desambra 2023 lasa teo, tao amin’ny Espace L’ECRIN DE MAEVA, AMBOHIMANGA, Distrika Avadrano no notanterahina ny fanamasinam-panambadian’i ROJO sy HAINGO, ary nifanindry andalana tamin’izany ihany ko any…
Read More

Fédération Malagasy de Kung-Fu Wisa

Posted by - décembre 17, 2023
𝐅𝐞́𝐝𝐞́𝐫𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 𝐝𝐞 𝐊𝐮𝐧𝐠-𝐅𝐮 𝐖𝐢𝐬𝐚 — 15 décembre 2023 Tontosa ny: FIVORIAMBE ARA-POTOANA FIVORIAMBE TSY ARA-POTOANA Nanomboka tamin’ny 09h00 maraina ary nifarana tamin’ny 04h30 folakandro Notarihan’ny Birao tamin’ny alalan’ny Filohany…
Read More