Antoko HVM | Nampanantsoin’ny Zandarimaria ny Sekretera Jeneraly

674 0

Fantatra fa ampanantsoina teny amin’ny « Bridage de recherche criminelle » eo anivon’ny zandarmariam-pirenena Fiadanana androany tolakandro Andriamatoa Rasambany Alain Désiré , Sekretera Jeneraly Nasionalin’ny Antoko HVM.

Navela nody soamantsara tany an-tokatranony, eo akain’ny fianakaviany izy rehefa natao famotorana nandritra ny adin’ny roa sy sasany.

Tsy misy fitoriana mazava natao taminy, raha ny fanazavana voaray satria siosion-dresaka fikomiana sy fanonganam-panjakana no voalaza fa anonymes nampanantsoana azy.

Sary tahiry

Source : HVM Foibe Madagasikara

Related Post

𝑫𝒓 𝑬𝒅𝒎𝒐𝒏𝒅 (𝑬𝒅1) : 𝑭𝑰𝑻𝑰𝑨𝑽𝑨𝑵- 𝑻𝑨𝑵𝑰𝑵𝑫𝑹𝑨𝒁𝑨𝑵𝑨 𝑵𝑶 𝑵𝑨𝑵𝑶𝑺𝑰𝑲𝑨 𝑨𝑯𝒀 𝑯𝑨𝑵𝑶𝑹𝑰𝑵𝑨 𝑻𝑶𝑩𝑰𝑵’𝑵𝒀 𝒁𝑨𝑵𝑫𝑨𝑹𝑰𝑴𝑨𝑹𝑰𝑨

Posted by - décembre 4, 2023 0
𝑫𝒓 𝑬𝒅𝒎𝒐𝒏𝒅 (𝑬𝒅1) : 𝑭𝑰𝑻𝑰𝑨𝑽𝑨𝑵- 𝑻𝑨𝑵𝑰𝑵𝑫𝑹𝑨𝒁𝑨𝑵𝑨 𝑵𝑶 𝑵𝑨𝑵𝑶𝑺𝑰𝑲𝑨 𝑨𝑯𝒀 𝑯𝑨𝑵𝑶𝑹𝑰𝑵𝑨 𝑻𝑶𝑩𝑰𝑵’𝑵𝒀 𝒁𝑨𝑵𝑫𝑨𝑹𝑰𝑴𝑨𝑹𝑰𝑨 Hoy ny 𝑫𝒓 𝑹𝑨𝑲𝑶𝑻𝑶𝑴𝑨𝑳𝑨𝑳𝑨 𝑬𝒅𝒎𝒐𝒏𝒅, Mpikaroka Raokandro Malagasy,…