Nanokatra izany ofisialy ny talem-paritry ny serasera sy ny kolontsaina Matsiatra Ambony niaraka amin’ny Filohan’ny OJM ary ny tale vonjimaika ny ONG Ilontsera.
Amin’ilay Mahaaloke,karakarain’ny Ilontsera, firaha-miasa amin’ny OJM tohanan’ny Unesco.
Mba ho firenena modely amin’ny resaka fandrindrana fiainam-pianakaviana i Madagasikara dia Manatanteraka fifanakalozana eo amin’ireo firenena samy hafa momban’ny Fandrindrana…
π Toamasina: Manohy ny fanatanterahana ny paik’ady ho fametrahana ny Fandriam-pahalemana maharitra ny PΓ΄lisim-pirenena,araka ny baiko hentitra avy amin’ny Talem-paritry…
Ranomafana β Nanao fitsidihana ofisialy voalohany tao aminβny distrikanβi Ranomafana ny Fitalehavam-paritry ny Fizahan-tany sy ny Asa-tanana ao aminβny Faritra…