Fandrindrana fiainam-pianakaviana ahitana tokantrano mirindra .

520 0
Mba ho firenena modely amin’ny resaka fandrindrana fiainam-pianakaviana i Madagasikara dia Manatanteraka fifanakalozana eo amin’ireo firenena samy hafa momban’ny Fandrindrana fiainam-pianakaviana any #New_York ankehitriny ny Minisitrin’ny Fahasalamam-bahoaka, Prof Zely Arivelo Randriamanantany , mitarika ireo delegasiona avy eo anivo’ny Minisitera
. Nandritra izany no niarahaban’i Madame Danielle Engel, mpanolotsaina SRH UNFPA fa anisan’ny Firenena modely i Madagascar amin’ny resaka Fandrindrana fiainam-pianakaviana satria raha 3,8 million ny tanjona tokony ho tratrarina eo amin’ny mpampiasa ny fandrindrana fiainam-pianakaviana mahatoky ho an’ny taona 2024 dia efa mihoatra lavitra ny tanjona isika ankehitriny.
« Fandrindrana Fiainam-pianakaviana, andry iankinan’ny fampandrosoana lovainjafy »
Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka
Nangonin’i Sitraka Fenohery

Related Post

𝐌𝐄𝐍𝐀𝐁𝐄 ; 𝐎𝐍𝐆 𝐒𝐀𝐇𝐈 𝐓𝐑𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐍𝐘 𝟗𝟕% 𝐓𝐀𝐍𝐉𝐎𝐍𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐀𝐃𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐘 𝐌𝐈𝐏𝐀𝐑𝐈𝐓𝐀𝐊𝐀

Posted by - novembre 15, 2024 0
𝑵𝒂𝒏𝒂𝒕𝒂𝒏𝒕𝒆𝒓𝒂𝒌𝒂 𝒂𝒕𝒓𝒊𝒌’𝒂𝒔𝒂 𝒇𝒂𝒎𝒑𝒂𝒇𝒂𝒏𝒕𝒂𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒂𝒔𝒂 𝒛𝒂𝒚 𝒏𝒂𝒕𝒂𝒐 𝒕𝒂𝒐 𝒂𝒏𝒂𝒕𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒕𝒆𝒍𝒐 𝒗𝒐𝒍𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝑶𝑵𝑮 𝑺𝑨𝑯𝑰 𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐𝒂𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒉𝒂 15 𝑵𝒐𝒗𝒆𝒎𝒃𝒓𝒆 2025 𝒌𝒂…