Amparafaravola, nitrangana Kidnaping

300 0
π‹π€π‡πˆπ‹π€π‹π˜ π‘πŽπ€ 𝐋𝐀𝐒𝐀𝐍’𝐍𝐘 πŒππ€ππ€πŽ πŠπˆπƒππ€πππˆππ† π“π€πŽ π€πŒπˆπ’𝐍𝐘 πŠπ€πŽπŒπˆππˆππ€ π€πŒππŽπƒπˆπ‘π€ππŽ/πƒπˆπ’π“π‘πˆπŠπ€π’π€πŒππ€π‘π€π…π€π‘π€π•πŽπ‹π€
Ny alin’ny Talata 04 Jona 2024 tokony ho tamin’ny sivy ora alina mahery dia lehilahy 2 izay niambim-bary efa voahosy tany antanimbary ao akaikin’ny « Poteau doubleΒ Β» Kaominina Ambodirano no nataon’ny andian’olona miisa folo mirongo fitaovam-piadiana kidnapping.
Raha ny angom-baovao voaray avy amin’Andriamatoa ben’ny Tanana dia olona mifanila tanimbary izy ireo ka ny iray avy ao amin’ny Fokontany Mahatsinjo kaomina Morarano Chrome ary ny iray avy ao amin’ny Fokontany Ambodirano, Kaominina Ambodirano.
Ny tompom-bary sy ireo mpiambina moa no niaraka niambim-bary tamin’io fotoana io fa ireo tompon’ny vary no lasan’ireo olon-dratsy, ary efa eo ampanarahan-dia azy ireo ny mpitandron’ny filaminana sy ny fokonolona amin’izao fotoana izao.
πŸ“Έ: Fanehoana
πŸ“ 𝑳𝒐𝒗𝒂 𝑱𝒂𝒏𝒂̀

Related Post

𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – π’πžπŸπ¨ 𝐟𝐨𝐀𝐨𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐚π₯𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐚𝐧𝐚𝐭𝐒𝐭𝐫𝐚 𝐯𝐨𝐀𝐚-𝐩𝐒𝐟𝐒𝐝𝐒𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐭𝐲 𝐭𝐚𝐦𝐩𝐨𝐀𝐚

Posted by - juin 1, 2024 0
𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – π’πžπŸπ¨ 𝐟𝐨𝐀𝐨𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐚π₯𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐚𝐧𝐚𝐭𝐒𝐭𝐫𝐚 𝐯𝐨𝐀𝐚-𝐩𝐒𝐟𝐒𝐝𝐒𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐭𝐲 𝐭𝐚𝐦𝐩𝐨𝐀𝐚 ✦Maty teny andalana raha hanatitra voka-pifidianana hihazo aty Mandritsara ny sefo…