AMPEFY : Lehilahy iray nanolana zazavavy kely 6 taona naiditra amponja etsy Tsiafahy

290 0
๐Ÿ“Œ Tsiranoka hitan’ny renin’ilay Zaza t@ kilaotiny no nahataitra ny reniny ny 15 janoary lasa teo ka nanomboka nanao fanadihadihana ity farany.
 
๐Ÿ“Œ Fantatra araka izany fa lehilahy iray 35 taona no nanolana ity zazavavy kely vao 6 taona monja ity raha mbola nandamina ho tsy nanao izany ilay lehilahy.
 
๐Ÿ“Œ Ary natao avokoa ny fizahana rehetra teny @dokotera ahafana manamarina ilay tranga.
Nitohy teny anivon’ny Polisim-pirenena Soavinandriana Itasy ny raharaha.
Natolotra ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany ao Miarinarivo androany 24 janoary ny raharaha;
 Ka nalefa aviatrany niazo ny trano fonenany vaovao eny Tsiafahy n’y lehilahy.
 
๐Ÿ“Œ Anisan’irony lehilahy mpidoroka zava-mahadomelina irony moa raha ity lehilahy nahavanon-doza ity 
 
๐Ÿ†”Nangonin’i  Malala Tsa 

Related Post

Hahazo CSB II ny FKT Soamahamanina

Posted by - novembre 12, 2023 0
Nanatanteraka fivoriana manokana tao aminโ€™ny FKT Soamahamanina,Tsiroamandidy androany alahady 12 Novambra 2023.   Fivoriana manokana izay miompana indrindra taminโ€™ny fanentanana…

Association Soa Ambohimangakely

Posted by - dรฉcembre 14, 2023 0
โžก๏ธ Toy ny isan-taona dia mitohy hatrany ny fiaraha-miasa eo amin’ny Commune Ambohimangakely sy ny Association Soa Ambohimangakely Indrindra amin’izao…