Fanatanjahan-tena Mampiaky ny maro ny fahaizan’i Mathias M’Madi Posted on mai 5, 2016 at 1:34 pm by feonydemokrasia 408 0 Mondial Basketball U19 atao any Hongrie Mampiaky ny maro ny fahaizan’i Mathias M’Madi mamono baolina.Nandritra ny fihaonan’Madagasikara vs France omaly dia baolina 33 no matiny. Izany hoe manana points 111 izy nandritra ny lalao izay efatra izay. MISAOTRA NY ANKOAY
Nodimandry i Maître Nicodème Rabibisoa Posted by feonydemokrasia - novembre 8, 2023 0 Nodimandry tamin’ny maraina teo, maître Nicodème Rabibisoa, ceinture noire ary 5ème dan, taranja judoMirary fiononana feno ho an’ny fianakaviana Sary…
𝐀𝐌𝐁𝐎𝐀𝐒𝐀𝐑𝐘 𝐀𝐓𝐒𝐈𝐌𝐎 | 𝐑𝐀𝐈𝐊𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐍𝐘 𝐇𝐀𝐙𝐀𝐊𝐀𝐙𝐀𝐊𝐀 𝐀𝐌-𝐁𝐈𝐒𝐈𝐊𝐈𝐋𝐄𝐓𝐀 Posted by feonydemokrasia - avril 27, 2025 0 Notanterahana teto Amboasary Atsimo ny fifaninana hazakazaka am-bisikileta izay mirefy 150 km ka nahitana teratany Malagasy sy vahiny anjara. Fantatra…
Kianja Ambohibemasoandro | Nivoaka Mpandresy ny ekipa FC MIRAY Posted by feonydemokrasia - novembre 14, 2023 0 Kianja Ambohibemasoandro | Nivoaka Mpandresy ny ekipa FC MIRAY Ny Alahady 12 novambra 2023 lasa teo no tao amin’ny natao…
FORT-DAUPHIN:FIVAMI TAOLAGNARO: DIABE NIARAHANA TAMIN’NY TOMPON’ANDRAIKITRA AMBONIN’NY TAFIKA Posted by Ra PA - août 23, 2025 0 Notontosaina ny sabotsy 23 aogositra 2025 nanomboka tamin’ny 07 ora sy sasany maraina tao Taolagnaro ny diabe na » randonnée »…
𝐋𝐀𝐋𝐀𝐎 𝐀𝐑𝐀_𝐏𝐀𝐍𝐀𝐓𝐀𝐍𝐉𝐀𝐇𝐀𝐍𝐓𝐄𝐍𝐀 𝐓𝐄𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐆𝐀𝐙𝐄𝐓𝐘 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐌𝐁𝐎𝐍𝐈𝐕𝐎𝐇𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐍𝐓𝐒𝐈𝐓𝐀𝐁𝐄 Posted by feonydemokrasia - octobre 13, 2024 0 Toy ny fanao isan_taona Dia nisintaka Kely teny amin’ny kianjan’ny CLI Vinaninkarena ny mpanao gazety sy ny mpiasan’ ny kaominina…