Tonga nanatrika ny Festival Botry ny Governoran’ny faritra Menabe izay notronon’Andriamatoa Patrick Rajoelina ; nisaotra sy nankasitra ny mpikarakara moa…
Nampiantrano ny RoboCup ny tanànan’i Incheon, any Korea Atsimo. Fifaninanana iraisam-pirenena momba ny robotika sy ny faharanitan-tsaina artifisialy izy ity.…
Ny filoha Venezoeliana Nicolas Maduro dia nanao fianianana tamin’ny 10 Janoary ho an’ny fepotoam-piasana enin-taona fahatelo manaraka, nandritra ny lanonana…
Ny Kaominina SADABE, dia iray amin’ireo Kaominina ato anatin’ny Distrikan’i Manjakandriana, eto anivon’ny Faritra Analamanga. Ankoatr’ilay tetik’asa lehibe, dia ilay…