Fonjaben’ny Morondava voafehy ny areti-maso

74 0

πŸ“Œ  Na dia nirongatra aza ny areti_maso tao amin’ny Fonjaben’ny Morondava dia niezaka ireo mpandrarahan’ny fonja tamin’ny fitsaboana sy fanetanana ka raha 178 ireo voan’ny areti_maso teny am_piandohana dia efa 11 sisa ireo mbola mitsabo satria efa sitrana ny maro an’isa hatramin’ny mpandrarahan’ny fonja dia efa sitrana avokoa.

Nangonin’i Ra Pa – Menabe

Related Post