ELIMINATOIRES Coupe du Monde 2026 | Nitso-drano ireo BAREA ny komity mpanantanteraka

54 0
๐Ÿšจ ELIMINATOIRES Coupe du Monde 2026๐Ÿšจ
โœ…Nitso-drano ireo BAREA ny komity mpanantanteraka eto anivon’ny Federasiona, izay tarihin’ny filoha RANDRIAMANAMPISOA Alfred, androany tolakandro tetsy @ Kianja Barea Mahamasina.
Toy ny efa fanao dia misy hatrany ny Primes de prรฉsence sy ny primes de match rehefa mandrobaka fandresena. ๐Ÿ”ฐNy mampiavaka kosa anefa aminin’ity dia mitombo avo roa heny izany primes izany.
Marihina fa rahampitso no hanainga ny delegasiona Malagasy ary ny alatsinainy izao no higadona ao Ghana
ยฉ : Mada foot

Related Post

๐’๐š๐›๐จ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐๐š๐ฆ๐ž๐ก๐š๐ง๐š | ๐…๐ž๐ฌ๐ญ๐ข๐ฏ๐š๐ฅ ๐๐ž๐ฌ ๐€๐ซ๐ญ๐ฌ ๐Œ๐š๐ซ๐ญ๐š๐ฎ๐ฑ

Posted by - janvier 9, 2024 0
๐’๐š๐›๐จ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐๐š๐ฆ๐ž๐ก๐š๐ง๐š | ๐…๐ž๐ฌ๐ญ๐ข๐ฏ๐š๐ฅ ๐๐ž๐ฌ ๐€๐ซ๐ญ๐ฌ ๐Œ๐š๐ซ๐ญ๐ž๐š๐ฎ๐ฑ — Anisany nanamarika ny famaranana ny taona 2023 lasa teo, teto aminโ€™ny Kaominina…