Fanatanjahan-tena Ligue de Football Vatovavy-Fitovinagny Posted on novembre 9, 2023 at novembre 9, 2023 by feonydemokrasia 546 0 Natolotra androany 08 Novembre 2023 tao amin’ny DRJS ny fankasitrahana ny nahazo voalohany Sy ny coup de coeur tamin’ilay fifaninana Logo Araho ato amin’ny Pejy manomboka izao ary ireo vaovaon’ny baolina Kitra ato amin’ny Faritra Vatovavy – Fitovinagny Ligue de Football Vatovavy-Fitovinagny
FAMARANANA NY AMBOARAN’NY JENERALY SEG SY COMGN : TRATRA NY TANJONA Posted by feonydemokrasia - juin 30, 2016 0 FAMARANANA NY AMBOARAN’NY JENERALY SEG SY COMGN : TRATRA NY TANJONA Tao anatin’ny lanonam -pianakavy tanteraka no nanatanterahana ny lalao…
𝐅𝐈𝐅𝐀𝐍𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐈𝐀𝐃𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐇𝐎 𝐙𝐀𝐘 𝐓𝐎𝐌𝐏𝐎-𝐃𝐀𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐋𝐈𝐆𝐘 𝐕𝐀𝐊𝐈𝐍𝐀𝐍𝐊𝐀𝐑𝐓𝐑𝐀 𝐓𝐀𝐑𝐀𝐍𝐉𝐀 𝐁𝐀𝐒𝐊𝐄𝐓 𝐁𝐀𝐋𝐋 Posted by feonydemokrasia - mai 27, 2025 0 𝐅𝐈𝐅𝐀𝐍𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐈𝐀𝐃𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐇𝐎 𝐙𝐀𝐘 𝐓𝐎𝐌𝐏𝐎-𝐃𝐀𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐋𝐈𝐆𝐘 𝐕𝐀𝐊𝐈𝐍𝐀𝐍𝐊𝐀𝐑𝐓𝐑𝐀 𝐓𝐀𝐑𝐀𝐍𝐉𝐀 𝐁𝐀𝐒𝐊𝐄𝐓 𝐁𝐀𝐋𝐋 | 𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐄𝐓𝐑𝐀 𝐑𝐀𝐓𝐒𝐘 𝐇𝐀𝐅𝐈𝐓𝐒𝐎𝐊𝐘 𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐈𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀 𝐍𝐎…
Mampiaky ny maro ny fahaizan’i Mathias M’Madi Posted by feonydemokrasia - mai 5, 2016 0 Mondial Basketball U19 atao any Hongrie Mampiaky ny maro ny fahaizan’i Mathias M’Madi mamono baolina.Nandritra ny fihaonan’Madagasikara vs France omaly…
𝐑𝐮𝐠𝐛𝐲 – 𝐌𝐚𝐭𝐜𝐡 𝐒𝐞𝐜𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐓𝐚𝐧𝐚 𝐕𝐢𝐥𝐥𝐞 𝟐𝟎𝟐𝟔 : 𝐌𝐚𝐧𝐨𝐡𝐲 𝐧𝐲 𝐝𝐢𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐄𝐬𝐩𝐨𝐢𝐫 𝐝𝐞 𝐓𝐬𝐢𝐚𝐝𝐚𝐧𝐚 Posted by feonydemokrasia - mars 21, 2026 0 ANTANANARIVO – Efa volana maromaro izay no nanombohan’ny fifaninanana “Match Section Tana Ville 2026” eo amin’ny taranja baolina lavalava (rugby),…
Soanierana-Ivongo fanatanjahantena : Tanora maro nomena fiofanana mitsara baolinakitra nomena mari-pankasitrahana . Posted by feonydemokrasia - janvier 21, 2024 0 📌 Matetika ahita olana eny amin’ny fitsarana baolina kitra eny anivin’ny Kaominina sy Fokontany maromaro mandrafitra ny distrikan’i Soanierana Ivongo…