Fanatanjahan-tena Nodimandry i Maître Nicodème Rabibisoa Posted on novembre 8, 2023 at novembre 8, 2023 by feonydemokrasia 198 0 Nodimandry tamin’ny maraina teo, maître Nicodème Rabibisoa, ceinture noire ary 5ème dan, taranja judoMirary fiononana feno ho an’ny fianakaviana Sary :Marcellin Rakotoson
𝐙𝐎𝐊𝐘 𝐀𝐋𝐀𝐈𝐍 𝐬𝐲 𝐏𝐫𝐞𝐬𝐢𝐝𝐞𝐧𝐭 𝐉𝐎𝐋𝐈𝐕𝐄𝐋: 𝐌𝐚𝐧𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐟𝐚𝐧𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐛𝐚𝐨𝐥𝐢𝐧𝐚 𝐤𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐭𝐚𝐨𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐓𝐚𝐧𝐨𝐫𝐚 𝐚𝐨 𝐓𝐚𝐧𝐚𝐦𝐚𝐤𝐨𝐚. Posted by feonydemokrasia - octobre 13, 2024 0 Tonga nanatrika ny lalao iz’ireo androany. Raha ny fantatra dia i ZOKY ALAIN no nanolotra manontolo ny loka , ka…
Taranja tolona na Lutte| tontosa ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara Posted by feonydemokrasia - décembre 8, 2024 0 Notontosaina omaly 07 décembre 2024 tetsy amin’ny Gymnase ANKOAY tetsy ankorondrano ny fiadiana ny tompodakan’ny Madagasikara teo amin’ny taranja tolona…
Fanazaran-tena voalohany nataon’ny Barea Posted by feonydemokrasia - novembre 14, 2023 0 Fanazaran-tena voalohany nataon’ny Barea Madagasikara tao @ Acrra Ghana, izay manomana ny lalao Fifanintsanana amin’ny Coupe du Monde 2026 atao…
𝐍𝐀𝐇𝐀𝐙𝐎 𝐊𝐈𝐀𝐍𝐉𝐀 𝐅𝐈𝐋𝐀𝐋𝐀𝐎𝐕𝐀𝐍𝐀 𝐁𝐀𝐒𝐊𝐄𝐓𝐘 𝐍𝐘 TANORA ATY AMIN’NY « DISTRIKA ANDILAMENA » Posted by feonydemokrasia - août 9, 2024 0 Notanterahina ny talata 06 Aogositra 2024 ny fanolorana ny « KIANJA VAOVAO FILALAOVANA BASKETY »ho an’i tanora aty amin’ny Distrika Andilamena. Nanatanteraka…
BAREA CHAN | NIAINGA TAO O.R .TAMBO INTERNATIONAL AÉROPORT JOHANNESBURG Posted by feonydemokrasia - décembre 26, 2024 0 Fanatajahan- tena : Hianga eto amny O.R .TAMBO INTERNATIONAL AÉROPORT JOHANNESBURG ny ampahany faharoa BAREA CHAN izao alina nyv25 Déc…