Tonga nanatrika ny lalao iz’ireo androany. Raha ny fantatra dia i ZOKY ALAIN no nanolotra manontolo ny loka , ka izay mandresy dia mahazo ondry iray.
Ny fidinana ifotony atao toy izao no ahalalΓ na ny olana mianjady amin’ny tanora ka iarahana mijery vahaolana hoy i ZOKY ALAIN,izay sady mandray ny hetahetan’ireo tanora. Hojerena akaiky ny lafiny fanatanjahan-tena hoy izy.
Notanterahina tao aminβny kianja Ramarika, ny alakamisy 28 mey 2026, ny lanonam-panokafana ofisialy ny fifaninanana ara-panatanjahantena an-tsekoly eo anivonβny CISCO…
Mondial Basketball U19 atao any Hongrie Mampiaky ny maro ny fahaizan’i Mathias M’Madi mamono baolina.Nandritra ny fihaonan’Madagasikara vs France omaly…