π…π’π¨πŸπšπ§πšπ§πš π…πšπ‘πšπ’π³πš-𝐦𝐒𝐭𝐚𝐫𝐒𝐀𝐚 𝐬𝐲 π…πšπ§ππ«πšπ«πšπ‘πšπ«πšπ‘πšπ§πš 𝐚𝐫𝐲 π…πšπ¦π©πšπ§ππ«π¨π¬π¨πšπ§πš.

190 0
🚸Tanora maherin’ny 400 avy amin’ireo Faritra mandrafitra ny Faritany Toliara teo aloha no mifamotoana eto mandritra ny telo andro izay hisitraka fiofanana Fahaiza-mitarika sy Fandraraharahana ary Fampandrosoana.
πŸ‡²πŸ‡¬Tonga nanokatra izany ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Moustapha MARSON sy ny Solontena maharitry ny PNUD eto Madagascar, Edouard Christow, mpiara-miasa koasa ny UNICEF sy ny UNFPA ka ny tetikasa Fihariana izay eo ambany fiahian’ny Fiadidian’ny Repoblika no miantoka ny fanofanana ireto tanora ireto.
πŸ’₯Tomponandraikitra amin’ny ho fampandrosoana an’i Madagascar ireo tanora ary miantoka ny hoavin’ny tsirairay.
Nanotrona ny lanonana teto ny Ben’ny Tanana mpisolo toerana Toliara Ambony vohitrin’i Toliara Jacques Γ‰lie Lamarre sy ny Solombavambahoakan’i Ampanihy Andrefana TSARADIA Marco
Nangonin’i JOB

Related Post

𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – 𝐇𝐨 𝐚𝐳𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐨𝐀𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐚𝐦𝐩𝐚𝐑𝐚π₯𝐞𝐦𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐒𝐧`𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐒𝐭𝐫𝐚 π₯𝐨𝐑𝐚𝐫𝐚𝐧𝐨

Posted by - avril 28, 2024 0
𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – 𝐇𝐨 𝐚𝐳𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐨𝐀𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐚𝐦𝐩𝐚𝐑𝐚π₯𝐞𝐦𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐒𝐧`𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐒𝐭𝐫𝐚 π₯𝐨𝐑𝐚𝐫𝐚𝐧𝐨 (π‘΅π’‚π’π’π’Žπ’† π’•π’π’Œπ’π’•π’‚π’π’š 𝒉𝒂𝒏𝒐𝒓𝒆𝒏𝒂𝒏`π’π’š π’π’‚π’π’…π’‚π’“π’š π’•π’π’ƒπ’š π’π’š π’‡π’π’Œπ’π’π’π’π’π’π’‚ 𝒂𝒐 π‘¨π’Žπ’ƒπ’‚π’“π’Šπ’‘π’‚π’Šπ’Œπ’‚ 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒇𝒂…

KAOMININA ANOSY AVARATRA

Posted by - dΓ©cembre 26, 2023 0
20 Kilaometara miala an’Antananarivo Renivohitra, manaraka ny Lalam-pirenena Faha3 iny no ahitana ny Kaominina Anosy Avaratra, ao anatin’ny Distrika Antananarivo…