๐…๐ข๐ค๐š๐ฆ๐›๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐“๐Œ๐Œ ๐Ÿ“๐ŸŽ๐Ÿ | ๐๐š๐ง๐š๐ญ๐š๐ง๐ญ๐ž๐ซ๐š๐ค๐š ๐š๐ฌ๐š ๐ฌ๐จ๐š ๐ญ๐ž๐ง๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐ง’๐ง๐ฒ ๐‚๐’๐๐Ÿ ๐“๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐š๐จ ๐•๐ž๐ซ๐ซ๐ž๐ซ๐ข๐ž

276 0

—-
Toamasina: Nahazo tombony ny vahoaka ao Tanambao Verrerie androany. Nosafidin’ny Fikambanana TMM 501,ny tao amin’ny CSB Tanambao Verrerie ,nanaovana asa soa toy ny fanaon’izy ireo isan-taona.
Nisy ny famoran-jaza maimaim-poana ka zaza miisa 300 no vita hasoavana.
Nisy koa ny fitiliana diabeta sy tosid-rร  maimaim-poana.
ย ยป Ny tanjona dia ho fanampiana ny mpiara-belona mba hisitraka tolotra ara-pahasalamana ,fa eo ihany koa ny fampihenana ny vesatry ny Ray amand-Reny amin’ny famoran-janaka ankatok’izao ririnina izaoย ยป
Tonga maro ny olona ary nankasitraka an’Atoa Abraham Franck ,Filoham-boninahitry ny TMM 501.

Related Post