๐Œ๐ˆ๐‰๐€๐‹๐˜ ๐ˆ๐™๐€๐‡๐€๐˜ ๐…๐Ž๐…๐Ž ๐Œ๐€๐ˆ๐Œ๐๐Ž ๐„๐“๐Ž ๐€๐๐Š๐ˆ๐‹๐ˆ๐Œ๐€๐‘๐Ž๐•๐€๐‡๐€๐“๐’๐„

114 0

Io no sorabaventy mirantiranty nataon’ny olona manodidina ny trano fitehirizanโ€™entana ao aminโ€™ny Fokontany Ankilimarovahatse izay fametrahanโ€™ny PAM entana.

Nambaranโ€™ireo mponina manodidina fa vokatry ny fahasimbanโ€™ireo entana tehirizina ao (Vary sy Lojy) no mahatonga ny fofona maimbo tsy azo iainana.

Tsy mbola misy aloha hatreto ny fe-petra noraisina manoloana izao fofona maimbo io ka manamafy ny fitarainananโ€™ireo vahoaka manodidina ny Lefitry ny Benโ€™ny Tanana sy ny Chef Fokontany.

Nangonin’i JOB

Related Post

Fรฉdรฉration Malagasy de Kung-Fu Wisa

Posted by - dรฉcembre 17, 2023 0
๐…๐žฬ๐๐žฬ๐ซ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐Œ๐š๐ฅ๐š๐ ๐š๐ฌ๐ฒ ๐๐ž ๐Š๐ฎ๐ง๐ -๐…๐ฎ ๐–๐ข๐ฌ๐š — 15 dรฉcembre 2023 Tontosa ny: FIVORIAMBE ARA-POTOANA FIVORIAMBE TSY ARA-POTOANA Nanomboka tamin’ny 09h00 maraina…