Manoloana ny toe-draharaha mampiahiahy ao Liban, nanao antso hentitra i Ny Rado Rafalimanana mba hiarovana ireo Malagasy monina any an-toerana.
π₯ Vokatry ny fanafihana baomba omaly alina :
β‘οΈ ππ π§π¨ π§ππ¦π¨π² π§π² ππ’π§π²
β‘οΈ πππ π§π¨ π§ππ«πππ«π
β οΈ Ny ankamaroanβireo Malagasy any dia vehivavy mpiasa an-trano, ka tena marefo aminβizao krizy izao.
π’ ANTSO HO ANβNY FANJAKANA MALAGASY:
Mitodika aminβny Ministeran’ny Raharaham-bahiny Malagasy, ny Ambasady ao Arabie Saoudita ary ireo Consul any Beyrouth :
π Fantaro mazava ny toerana misy ny Malagasy rehetra
π Ampiasao ny tambajotra rehetra (indrindra Facebook & WhatsApp)
π ManomΓ na vonjy taitra sy fepetra fiarovana
π Arovy koa ireo Malagasy mpitsidika tafahitsoka
β Tsy ampy ny kabary sy laharana antsoina. Mila ASA mivantana.
π²π¬ Zo fototra ny fiarovana ny Malagasy na aiza na aiza misy azy.
Tsy misy ambony na ambany β Malagasy iray isika rehetra.
π¬ βNy fitarihana marina dia ny fiarovana ny vahoaka.
Ny fitiavan-tanindrazana dia aseho aminβny asa.β
π₯ VONJEO NY MALAGASY ALOHA!
β‘οΈ Aorianβizay vao manao kabary.
π²π¬ MALAGASY ALOHA VAO ZAVATRA HAFA.
PrayForLebanon
MalagasyMifanohana
#VonjyAina
Madagascar
βοΈRA PA




