π—™π—œπ—§π—₯𝗔𝗑𝗗π—₯𝗔𝗛𝗔𝗑𝗔 𝗛𝗔π—₯π—˜π—‘π—” π—”π—‘π—žπ—œπ— π—•π—’π—‘’𝗑𝗬 𝗧𝗔𝗑𝗬, π—‘π—œπ—₯𝗔𝗩𝗒𝗑𝗔 𝗑𝗬 π—’π—Ÿπ—”π—‘π—” π—˜π—’ π—”π— π—œπ—‘’𝗑𝗬 π— π—£π—’π—‘π—œπ—‘π—” 𝗔𝗒 𝗧𝗦𝗔π—₯𝗔𝗠𝗔𝗗π—₯𝗒𝗦𝗒 𝗦𝗬 𝗑𝗬 𝗒π—₯π—œπ—‘’𝗔𝗦𝗔 π—œπ—‘π—§π—˜π—₯π—‘π—”π—§π—œπ—’π—‘π—”π—Ÿ π— π—œπ—‘π—œπ—‘π—š π——π—˜π—©π—˜π—Ÿπ—’π—£π— π—˜π—‘π—§

92 0

Nitaraina nohon’ny fikitiana ny tanimbolony ireo mponina ao Tsaramandroso fokotany Tanimbaritsaragehy kaominina ambanivohitra Antanimbary distrika Maevatanana ka naheno izay ireo mpindrandraka dia nanantona ireo mponina ary nanampakevitra fa hanarina ny tany izay voakasika ary nilaza izy ireo fa nohon’ny fisian’ny orana tampoka no nahatonga azy ireo nanao io lakan-drano io

Related Post