๐“๐Ž๐‹๐Ž๐“๐‘๐€ ๐€๐‘๐€-๐๐€๐‡๐€๐’๐€๐‹๐€๐Œ๐€๐๐€ ๐Œ๐€๐๐€๐“๐Ž๐๐€ ๐•๐€๐‡๐Ž๐€๐Š๐€ ยซย ๐๐‘๐Ž๐‰๐„๐“ ๐ƒ๐‘๐Ž๐๐„โ€

287 0
๐“๐Ž๐‹๐Ž๐“๐‘๐€ ๐€๐‘๐€-๐๐€๐‡๐€๐’๐€๐‹๐€๐Œ๐€๐๐€ ๐Œ๐€๐๐€๐“๐Ž๐๐€ ๐•๐€๐‡๐Ž๐€๐Š๐€
ยซย ๐๐‘๐Ž๐‰๐„๐“ ๐ƒ๐‘๐Ž๐๐„โ€ ๐…๐€๐Œ๐€๐“๐’๐ˆ๐€๐๐€ ๐…๐€๐๐€๐…๐Ž๐ƒ๐˜ ๐๐˜ ๐“๐Ž๐๐ˆ๐Œ-๐๐€๐‡๐€๐’๐€๐‹๐€๐Œ๐€๐๐€ ๐’๐€๐‘๐Ž-๐ƒ๐€๐‹๐€๐๐€
———————————-
โœ…Faritra sy District saro- dalana maro no misitraka ity fampivoarana ara-teknika ity entina anafainganana ny famatsiana aminโ€™ny alalanโ€™ny sidina hanabakabaka ireo fanafody sy vakisinyโ€ฆ
 
โœ…Afaka mitondra fanafody hatraminโ€™ny 10 kilao isaky ny sidina ny โ€œdrรดneโ€ iray ary mahavita sidina manodidina ny in-5 isanโ€™andro ary mandeha hatrany aminโ€™ny 100 km isaky ny sidina.
 
โœ…Sidina 4200 no efa notanterahina hatreto ary CSB miisa 127 ao aminโ€™ny faritra Atsinanana, Analanjirofo, Sava, Sofia ary Melaky no efa novatsiana fanafody toy ny fanafody miaro aminโ€™ny tazomoka, ny Fandrindrana Fiainam-Pianakaviana ary ireo vaksiny maro samihafaโ€ฆ..
 
โ€ผ๏ธMbola mitohy izany ankehitriny ahafahanโ€™ireo mponina maro misitraka fanafody tsara kalitao sy ara- potoana.
 
Nangonin’i Lysan Rabenjamina

Related Post

KAOMININA ANOSY AVARATRA

Posted by - dรฉcembre 26, 2023 0
20 Kilaometara miala anโ€™Antananarivo Renivohitra, manaraka ny Lalam-pirenena Faha3 iny no ahitana ny Kaominina Anosy Avaratra, ao anatinโ€™ny Distrika Antananarivo…