Mitombo ihany ny faharatsiana Ary mampitaraina ny mpampiasa ny lalana ,
Toy ity eto amin’ny zaodahy ity Zao, mandalo eto avokoa ireo fiara fitanteram_mbahoaka mampitohy ny renibohitra kanefa dia toy izao ny fahasimbana eto.
Nandamoaka ny fikasana hanondrana zana-tsokatra an-tsokosoko ho any tanzania. Teratany tanzanianina iray mpanao trafika no nahatratrarana sokatra miisa 805 natao…
β¦Anatiny fiomanana fiatrehana fetin`ny paska ny ankabetsahan`ny vahoaka amin`izao, manoloana izany tsy miraviravy tanana ny Zandarimariam-pirenena fa hiaro ny vahoaka…
Notontosaina androany Alakamisy 29 Febroary 2024 tao amin’ny efitrano fivorian’ny « Chambre de commerce et de l’industrieΒ Β» Antsatanteraka Ambatondrazaka ny fampiofanana…