Ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta vaovao izay tarihan’ny Praiminisitra Ntsay Christian

414 0
Ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta vaovao izay tarihan’ny Praiminisitra Ntsay Christian :
1 – Ny Minisitry ny Fiarovam-pirenena : Général de Division SAHIVELO Lala Monja Delphin
2 – Minisitry ny Raharaham-bahiny : RASATA Rafaravavy Tafika
3- Mpitahiry ny Tombon-kaseam-panjakana, Minisitry ny Fitsarana : Landy Mbolatiana RANDRIAMANANTENASOA
4 – Minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny Tany : Naina ANDRIANTSITOHAINA
5 – Minisitry ny Toe-karena sy ny Fitantanam-bola : Rindra Hasimbelo RABARINIRINARISON
6 – Minisitry ny Atitany : TOKELY Justin
7 – Minisitry ny Filaminam-bahoaka : Contrôleur Général de Police de 3 ème échelon RAKOTOARIMANANA Herilala
8 – Minisitry ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana : Edgard RAZAFINDRAVAHY
9 – Minisitry ny Fambolena sy ny Fiompiana : RATOHARIJAONA Rakotoarisoa Suzelin
10 – Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana ara-tsiansa : Maitre de conférence RAZAFIARISON Andriamantena
11 – Minisitry ny Fanabeazam-pirenena : SAHONDRARIMALALA Marie Michelle
12 – Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fampiofanana arak’asa : Lalatiana RAKOTONDRAZAFY
13 – Minisitry ny Fahasalam-bahoaka : Professeur ZELY Arivelo Randriamanantany
14 – Minisitry ny Mponina sy ny firaisan-kina : FOMENDRAZA Haingo Elisette
15 – Minisitry ny Fizahan-tany sy ny Asa Tanana : Joel RANDRIAMANDRANTO
16 – Minisitry ny Paositra sy ny Hai-tao arakajy Mirindra : Tahiana RAZAFINDRAMALO
17 – Minisitry ny Angovo sy ny Ankoran’afo : OLIVIER Jean Baptiste
18 – Minisitry Asa Vaventy : ANDRIANATREHINA Ndriamihaja Livah
19 – Minisitry ny Fitanterana sy ny Famatarana ny Toetry ny andro : RAMONJAVELO Manambahoaka Valery
20 – Minisitry ny Asa, ny Fampanan’asa, ny Asam-panjakana ary ny Lalàna Sosialy : RAZAKABOANA Hanitra Fitiavana
21 – Minisitry ny Rano, ny Fidiovana sy ny Fanadiovana : FIDIANIAVO Ravokatra
22 – Minisitry ny Jono sy ny Toekarena Manga : MAHATANTE Tsimanaraoty Paubert
23 – Minisitry ny Harena ankibon’ny tany sy ny Loharanon-karena Stratejika : RAKOTOMALALA Herindrainy Olivier
24 – Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina : Augustin ANDRIAMANANORO
25 – Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahan-tena : RESAMPA André Haja
26 – Minisitry ny Tontolo Iainana sy ny Fampandrosoana Lovain-jafy : Max FONTAINE
27 – Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimaria eo anivon’ny Minisiteran’ny Fiarovam-pirenena : Général de division Andry RAKOTONDRAZAKA

Related Post

𝗙𝗜𝗙𝗜𝗗𝗜𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗜𝗟𝗢𝗛𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗥𝗘𝗡𝗘𝗡𝗔 𝟮𝟬𝟮𝟴 : 𝗡𝗔𝗡𝗔𝗠𝗕𝗔𝗥𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗥𝗢𝗧𝗦𝗔𝗛𝗔𝗡𝗬 𝗡𝗬 𝗕𝗘𝗡’𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗡𝗔𝗡’𝗜𝗠𝗘𝗥𝗜𝗡𝗧𝗦𝗜𝗔𝗧𝗢𝗦𝗜𝗞𝗔 𝙋𝙖𝙧𝙞𝙨𝙤𝙖 𝘼𝙣𝙙𝙧𝙞𝙖𝙢𝙗𝙤𝙡𝙖𝙣𝙖𝙧𝙞𝙫𝙤

Posted by - août 8, 2025 0
👉𝙋𝙖𝙧𝙞𝙨𝙤𝙖 𝘼𝙣𝙙𝙧𝙞𝙖𝙢𝙗𝙤𝙡𝙖𝙣𝙖𝙧𝙞𝙫𝙤, 𝙗𝙚𝙣’𝙣𝙮 𝙏𝙖𝙣𝙖̀𝙣𝙖 𝙄𝙢𝙚𝙧𝙞𝙣𝙩𝙨𝙞𝙖𝙩𝙤𝙨𝙞𝙠𝙖, 𝙣𝙤 𝙢𝙥𝙖𝙣𝙖𝙤 𝙥𝙤𝙡𝙞𝙩𝙞𝙠𝙖 𝙫𝙤𝙖𝙡𝙤𝙝𝙖𝙣𝙮 𝙣𝙖𝙣𝙖𝙢𝙗𝙖𝙧𝙖 𝙩𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙛𝙤𝙢𝙗𝙖 𝙤𝙛𝙞𝙨𝙞𝙖𝙡𝙮 𝙨𝙮 𝙖𝙢𝙥𝙖𝙝𝙞𝙗𝙚𝙢𝙖𝙨𝙤 𝙩𝙖𝙤 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙛𝙖𝙣𝙙𝙖𝙝𝙖𝙧𝙖𝙣𝙖 𝙎𝙤𝙡𝙖𝙣𝙜𝙖 𝙛𝙖…

Fahavitantena ara-tsakafo

Posted by - septembre 11, 2024 0
Ny fahavitantena ara-tsakafo dia fototra iray hiankinan’ny fampandrosoana ny firenena. Teto Changsha no nitsidihanay mivady ny parc de Riziculture Longping.…