Ny antony dia noho ny fisian’ny Kidnapping tao Antsiraraky, Belo Tsiribihy, ka mpianatra mianadahy no lasan’ireo dahalo t@ izany. 9 taona ilay zazalahy, 13 ilay zazavavy, tsy mbola nahazoam-baovao hatr@ nakana ankeriny azy ny sabotsy alina 13 janoary hifoha alahady 14 janoary. Mandrahona ny mbola haka ankeriny mpampianatra ihany koa ireo jiolahy.
Mitaraina ny mponina ao amin’ny faritry ny distrikan’i Belo Tsiribihy fa mifandimby ny halatr’omby sy halatr’olona dia izao miditra amin’ny fanosihosena ny hasin’ny fanabeazana izao indray.
Nifanampian’ny Fokonolona sy ny Solombavambahoaka ny fanamboarana ny tetezana. Manodidina ny 5.888.000Ar ny fandaniana natao tamin’ny fanamboarana ny tetezana 2…
Antananarivo β Nambaranβny fomba ofisialy ny fitsanganany ny Vovonana TAFF Mada (Tanora Antoky ny Fanavaozana sy ny Fampandrosoana anβi Madagasikara),…
Tetik’asan’ny Ministeran’ny Jono sy ny toe-karena manga izay iarahana amin’ny orinasa Refrigepeche Madagascar izy io,mba ho fitsinjovana ireo tokatrano marefo,ka…